Izy telo mirahalahy izay efa filoha voafidy, Ravalomanana sy Rajaonarimampianina ary Rajoelina, no tokony hihaona any amin’ny trano fisainan’ny FFKM, raha ny tolo-kevitra naroson’ny mpandinika raharaham-pirenena, Ravonison Tintin, momba ny toe-draharaham-pirenena. “Mba tsy hisian’ny fanavakavahana, antsoina koa ry zareo Silamo satria samy Malagasy”, hoy izy. Miainga amin’izay ny fanadiovana. Izay tapak’izy […]
Mois : mai 2023
KMF/Cnoe : “Tsy vonona hifampihaino isika”
Namoaka fanambarana ny eo anivon’ny KMF/Cnoe, omaly, amin’izao hiatrehana ny fifidianana izao. Nambara fa tsy anisan’ny tafiditra ao anatin’ny lahadiniky ny Antenimiera ny fanitsiana ny lalàna mifehy ny fifidianana. “Hiverina sy hiampy indray ny lesoka izay efa nanolorana sosokevitra tamin’ny fikarakarana ny fifidianana farany teo. Voaporofo fa tsy vonona hisokatra sy hifampihaino […]
Andrianainarivelo Hajo : “Mila hajaina ny lalàna”
Anisan’ireo naneho ny heviny momba ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety ny filoha nasionalin’ny antoko Malagasy miara-miainga, Andrianainarivelo Hajo. Niarahana amin’ny eo anivon’ny Transparency International Initiative Madagascar sy ireo mpanao politika hafa izany. Nitovian’ny rehetra hevitra fa mbola maro ny fepetra tsy mbola tafapetraka. Izany anefa no ahafahana mahazo ny fahalalahan’ny asa […]
Safidy: “Mila hatsaraina ny lalàm-pifidianana”
Nitondra ny heviny manoloana ny hiatrehana ny fifidianana ny eo anivon’ny Safidy. Anisan’ny notakin’izy ireo ny hijerena ny lalàna hifehy izany fifidianana izany. “Ho an’ny governemanta sy ny depiote, manentana hatrany izahay, aleo tratra aoriana toy izay tsy misy: jereo re, rey olona, ny fijerena ny lalàm-pifidianana”, hoy ny avy […]
Nikasa hanao fanafihana… : jiolahy telo indray rotiky ny balan’ny zandary
Rotiky ny balan’ny zandary nandritra ny fifampitifirana tao Ambohimandry, distrikan’ Arivonimamo, afakomaly, ireo andian-jiolahy nikasa hanao fanafihana tao an-toerana. Niainga avy ao Imerintsiatosika dia efa fantatry ny zandary ny fanafihana nokasain’izy ireo hatao. Nametraka ny vela-pandrika sy nanao fanarahan-dia ny zandary avy ao amin’ny zana-tobim-paritra Ambohimandry sy Miantsoarivo, notarihin’ny chef […]




