Mangataka tolo-tanana fa marary mafy ka nahiditra hopitaly i Tsaraharivony Judicael, fantatry ny maro amin’ny anarana hoe “Judd”. Mpanao gazety mikirakira vaovao politika ao amin’ny orinasan-tserasera Gazetiko izy. Tao anatin’ny herinandro vitsivitsy, tratran’ny aretin’ny tsy fahombiazan’ny voa (Insuffisance rénale) ny tenany ary efa nahiditra hopitaly teny Befelatanana. Vokatr’ izay, tsy […]
Mois : avril 2024
Lalàna mifehy ny torohay ho an’ny daholobe: Hampihena betsaka ny kolikoly eto Madagasikara
Hanaovana adisisika amin’ny sehatra maro ny volavolan-dalàna mifehy ny torohay ho an’ny daholobe (LAICP). Hitondra ainga vao amin’ny ady amin’ny kolikoly eto amin’ny firenena ny fahalanian’izany lalàna izany. “Fepetra ahafahana miady amin’ny ampahany betsaka amin’ny kolikoly ny fahalanian’ny lalàna mifehy ny torohay ho an’ny daholobe (LAICP)”, hoy i Reyna Rabeaza, […]
TARATRY ny KANTO
Farakely, etsy amin’ny CCEsca Antanimena. Elaela indray tsy nihaona tamin’ireo mpankafy azy ity mpanakanto ity. Avy hatrany dia fampisehoana feno no hatolony rahampitso alahady, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro. Fotoana hitondrany an-tsehatra ireo hira vaovao, toy ny “Mody namana” sy hamerenana ihany koa ireo nankafizin’ny rehetra. Mitohy ny fankalazana ny […]
« World Cola Urban Vibes »: tarika sivy, DJ efatra no hampiaina ny seho
Fahombiazana ny andiany voalohany, tamin’ny 2 taona lasa. Feno fanantenana tanteraka ireo mpikarakara ny “World Cola Urban Vibes”, izay hotontosaina ny alahady 5 mey ho avy izao, etsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena sy ny kolontsaina Mahamasina. “Izay mpanakanto mpivoy ny mozika an-tanàn-dehibe malaza amin’izao ireo halahatra an-tsehatra amin’ity”, hoy ny nambaran’i […]
Tetikasa Kanto Manabe : « Tsy ampy ny manana talenta… »
Mitohy hatramin’ny 4 mey 2024, eny amin’ny Lapan’ny Tanànan’Analakely, ny fampiratiana “Ny fiainan’ny Malagasy: ny lasa, ny ankehitriny, ny ho avy”, tontosain’ny mpianatra eny anivon’ny liseam-panjakana, mivondrona ao amin’ny Tetikasa Kanto Manabe. Sary nataon’ireto tanora mpianatra ireto no mandravaka ity fampiratiana ity. Raha tsiahivina, tanjon’ny hetsika ny hanome sehatra ny […]




