« Amicale des amateurs d’art », na « AAA », ivondronan’ny mpanakanto, mpampianatra zavakanto… Manatanteraka hetsika lehibe isan-taona izy ireo. Misy hatrany ny vahiny manokana asainy amin’izany. Amin’ity taona ity, i Jean Andrianaivo Ravelona… Hanomboka ny 22 mey ka hatramin’ny 28 mey izao, ao amin’ny «Salles Royales de la Madeleine», Paris 8e arrondissement. Hanatanteraka […]
Mois : avril 2024
Ady amin’ny kolikoly : hanampy amin’ny paikady vaovao ny FMI
“Andry fahatelo amin’ny Politika ankapoben’ny fanjakana (PGE) ny fitondrana tsara tantana. Manana ampahany lehibe amin’izany ny ady amin’ny kolikoly. Koa manohana ny rafitra iadiana amin’ny kolikoly ny FMI amin’ny famolavolana paikady vaovao iadiana amin’ny kolikoly”. Io ny fanazavan’ny filohan’ny Komity fitandroana ny fahitsiana (CSI), Rabenarivo Sahondra, ny amin’ny fihaonan’ny iraky […]
Tsy hananam-piry ny aina
Olam-piarahamonina iray, mampikaikaika ny maro ny mahakasika ny fahasalamana. Tsy zakan’ny tsena, ara-bakiteny, ny saram-pitsaboana sy ny vidim-panafody. Aza marary ihany! Fa rehefa tsy manam-bola dia ny aina no manefa. Tsy misy fitsetserana sy fihantrana izany raha mbola toeram-pitsaboana. Na miankina, na tsy miankina amin’ny fanjakana dia vola ihany […]
Fampielezan-kevitra : hiteny maimaimpoana ao amin’ny TVM sy RNM ny kandidà
Nampahafantatra ireo kandidà depiote ny eo anivon’ny Ceni fa omena ampaham-potoana maimaimpoana ao amin’ ny TVM/RNM. Misy anefa ny fepetra momba izany. Hanomboka ny 8 mey izao hatramin’ny 27 mey, hatramin’ny misasakalina, ao amin’ny TVM/ RNM izany. Handeha amin’ny 8 ora – 8 ora sasany alina ny fandaharana ka mahazo […]
TSELATRA
Naratra mafy teo amin’ny lohany ny renim-pianakaviana iray novelesin’ny vadiny tamin’ny fanoto teny Ambohitrarahaba, afakomaly alina. Hasarotam-piaro no nitarika ny adin’izy mivady ka niafara tamin’izao fandratrana izao. Nentin’ny fianakaviany namonjy hopitaly ilay niharam-boina ka avotra soa aman-tsara. Nitsoaka kosa ilay rangahy vadiny. Nosamborin’ny fokonolona sy ny mpitandro filaminana ny vehivavy […]




