Antoko mpihira tsy miankina amin’ny finoana na fivavahana mandia ny faha-10 taonany. Nanatanteraka fampisehoana an-tsehatra « Diavolana », tao amin’ny Institut français de Madagascar (IFM) Analakely, ny faran’ny herinandro teo, ny Choeur Miangaly. Tsikaritra, nandritra ity seho ity, fa namondrona ny ezaka nataony ny tsirairay ka nahatontosana izany. Samy naneho ny fahaizany […]
Mois : mai 2024
Crimad : mirakitra tantara velona ny sary an-gazety
Tontosaina etsy Andavamamba, ao amin’ny Alliance française Antananarivo ny fampirantiana sary an-gazety. Hetsika maneho ny lanjan’io karazan-tsary iray io eo amin’ny fiarahamonina. Manatanteraka fampirantiana ao amin’ny Alliance française Antananarivo (AFT) Andavamamba ny Fikambanan’ny mpaka sary an-gazety eto Madagasikara (Crimad). Ranty mampiseho ny lanjan’ny sary an-gazety eo amin’ny fiarahamonina. « Amin’ny ankapobeny, […]
Dihy vakodrazana : anehoana ny fomba amam-panao, taovolo, fitafin’ny isam-paritra
Kolontsaina sy soatoavina iray be mpankafy sy be mpitia eto amin’ny firenena sy maneran-tany ny tontolon’ny dihy. Tanora sy ny ankizy no tena liana sy mandranto fahalalana mahakasika izany, amin’ny ankapobeny. Lasa mirona any amin’ny kolontsaina vahiny ny ankamaroan’ny tanora malagasy amin’izao fotoana, indrindra eo amin’ny tontolon’ ny dihy. Zary […]
FANTINA sy FINTINA
Maromaro ireo mpanao gazety nahazo valisoa tamin’ny fifaninanana nokarakarain’ny Transparency international-IM sy ny ONG Malina. Eo ny horonantsary nitrandrahana « Ny fanondranana hamorain’ny kolikoly: loza mitatao ho an’ny sokatra ». Novokarin’i Nadia Raonimanalina sy i Germain Andrianalitiana ary i José Sitrakiniaina izany. “Manana adidy hiray hina hahatafavoaka ny firenena isika”, hoy […]
Sendika nasionalin’ny fitsinjaram-pahefana : vonona hanamafy traikefa ireo mpiasa
Nihaona tamin’ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT), Andriantsitohaina Naina, tetsy Anosy, ny herinandro teo ny eo anivon’ny Sendika nasionalin’ny fitsinjaram-pahefana (Snadec). Notsiahivin’izy ireo tamin’izany fa niforona tamin’ny fomba ofisialy tamin’ny herintaona, ny sendika. Naneho fahavononana ny hiara-kiasa amin’ny minisitra izy ireo ary hanamafy hatrany ny traikefany, […]




