“Efa baikon’ny filoham-pirenena fa ny tomponandraikitra rehetra dia tokony hidina an-tsehatra eny ifotony, ho anay zandarimariam-pirenena dia mila tanterahina sy arahina ara-bakiteny izany. Ilaina ihany koa ny mankahery ireo zandary miantsehatra any anaty lalampasika rehetra any”, hoy ny kolonely Ralibera Faustino, komandim-paritany vonjimaikan’ny zandarimariam-pirenena Toamasina. Efa misy rahateo fanatanterahana ny […]
Mois : septembre 2024
Baolina kitra – D2 : tafita any amin’ny “Poule des As” ny FCA
Nivoaka omaly, tao anaty tambajotran-tseraseran’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), ireo ekipa tafita amin’ny dingana farany “Poule des As”, diviziona faharoa (D2) nasionaly. Klioba efatra no hiatrika izany. Anisan’izany ny FC Theo Sava, AS Fos Analanjirofo, ny FC Avenir du Sud Anosy ary ny FCA Ihorombe. Tsiahivina fa teo amin’ny […]
Depiote Randrianarisoa Bien Aimé : “Laharam-pahamehana ny fandriampahalemana”
Mitohy ny fametrahana amin’ny toerany sy ny samboadin’ireo depiote. Anisan’izany ny tany amin’ny faritra Bongolava. Notanterahina ny 30 aogositra teo ny fametrahana samboady ho an’ny solombavambahoaka, Randrianarisoa Bien Aimé, voafidy ao amin’ny distrikan’ i Fenoarivobe, faritra Bongolava. Nohamafisiny tamin’izany ny hanatanterahany ireo toky nomeny ny vahoaka any an-toerana nandritra ny […]
INDRAY MIJERY
Nanatanteraka asa fanamboarana teo amin’ny tetezam-by Tanjombato, teboka halaviran-dalana PK 6+520, amin’ny lalam-pirenena faha-7, ny ekipan’ny fitaleavana misahana ny hamehana eo anivon’ny minisiteran’ny Asa vaventy, ny alahady teo. Nosoloina ireo “tabliers” rovitra sy simba miisa 8. Nafindra ireo “tabliers” sola miisa 30. Teo ihany koa ny fanerena ireo “boulons” sy […]
Orange-« Supercodeurs » : nahazo fitaovana sy vatsim-pianarana ireo nandresy
Nifarana omaly, tetsy amin’ny Orange Digital Center Soarano, ny fifaninana nasionaly “Supercodeurs” ao anatin’ny “Ankiz’Innov Vakansy 2024”, andiany faharoa. Hetsika niarahan’ny Orange Solidarité Madagascar niasa tamin’ny Unicef. Nahafahana nanome atrikasa teo amin’ny tontolon’ny teknolojia ho an’ireo ankizy mpianatra eny anivon’ny sekoly niomerika, nanerana ny faritra maro eto amin’ny Nosy. Notolorana […]




