Hotanterahina eny amin’ny MPE Nanisana, ny alakamisy ka hatramin’ny alahady ho avy izao ny Tsenaben’ny fambolena sy ny fiompiana (FEPA), andiany faha-17. Hetsika fampirantiana sy varotra ho fampiroboroboana ny vokatra eto an-toerana. Maherin’ny 130 ireo tranoheva hanehoan’ny mpandray anjara ny vokany. Haverina ny Fihariana akondro eto Madagasikara. Apetraka ao Brickaville […]
Mois : mai 2025
Arabe migodana : Vita soritra ny tohiny hatreo Anjozorobe
Mirefy 80 km ny ampahany voalohany amin’ny Arabe migodana, miainga eto Antananarivo, eny Tsarasaotra (PK0), hatrany Anjozorobe. Natao ny 8 hatramin’ny 17 avrily teo ny fanoritana ny tohin’ny lalana handalovan’ny tetikasa, eo amin’ny PK40 hatrany amin’ny PK80 (Anjozorobe). Notetezina daholo ny toerana, ny vohitra sy tanàna, miainga any Antanetibe-Anjeva, ny […]
Orinasa Base: Mazava amin’ny rehetra ny tetikasa
Natao ny 22 avrily teo ny fanazavana momba ny tetikasa Base any amin’ireo kaominina efatra (Tsianisiha, Ankilimaliniky, Maromiandra, Belalanda) voakasika mivantana ao amin’ ny distrika Toliara II, notarihin’ny governoran’Atsimo Andrefana. Tao daholo ny ben’ny Tanàna, ny tomponandraikitry ny Fananan-tany ary ny sefo fokontany. Nanazava tamin’ny antsipiriany ny tomponandraikitry ny orinasa […]
Vidin-tsolika : Miakatra mandritra ny volana mey
Miakatra ny vidin-tsolika eto Madagasikara mandritra ity volana mey ity. Antony mahatonga izany ny fiakaram-bidy eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena nandritra ny volana marsa teo. Nihena ihany koa ny vokatr’ireo mpanondrana manoloana ny zava-misy ara-toekarena maneran-tany izay mandray anjara amin’ ny fomba hikajiana ny vidin-tsolika mihatra eto amintsika. Araka izany, “miova […]
Fambolena sy fiompiana: Misy fiantraikany lehibe ny fiovaovan’ny toetr’andro
Misy fiantraikany eo amin’ny fambolena sy fiompiana ataon’ny tantsaha ny fiovaovan’ny toetr’andro. Mampihena ny vokatra miakatra amin’ny ankapobeny izany, raha ny fanadihadiana natao tamin’ ireo tantsaha. Mpamboly sy mpiompy ny ankamaroan’ny Malagasy. Misedra olana amin’ny sehatry ny asa anefa ny tantsaha, raha nanaovana fanadihadiana. Anisan’ny olana eo amin’izy ireo ny […]




