Mpanendaka sady mpamaky trano miisa fito lahy voasambotry ny zandrimaria ao amin’ny tobim-paritra Itaosy, omaly. Nanaovan’ireo olon-dratsy ireo ny asa ratsiny avokoa iny faritra iny toy ny tao Avaratsena sy hôpitaly, hatrany Antanivory. Lehilahy nahatrarana vola sandoka naiditra am-ponja taorian’ny fampanoavana ny zoma 18 jolay teo. Nametraka fitoriana teny anivon’ny […]
Mois : juillet 2025
Minisiteran’ny Fitsarana: Hohadihadiana ilay tompom-pety
Mitohy ny raharaha fitsarana mahakasika ny tranga fanapoizinana nahafatesan’olona miisa 31 nandritra ny fankalazana ny tsingerin-taona teny Ambohimalaza, ny 14 jona lasa teo. Hiatrika fanadihadiana tsy ho ela ny tompom-pety sy ny fianakaviany, raha ny fanambarana nataon’ ny minisitry ny Fitsarana, Rakotomamonjy Benjamin Alexis, afakomaly. Efa nisy nitory ihany koa […]
Nosy Be Hell-Ville : Olona telo voasambotra
Vehivavy roa sy lehilahy iray nosamborin’ny zandarimaria miasa ao Nosy Be, omaly. Mpanamparitaka horonantsary mamoafady ary manolana zaza tsy ampy taona mihitsy ireto voasambotra ireto. Mifampiresaka amin’ny teratany vahiny amin’ny alalan’ny tambajotran-tserasera ny vehivavy iray ka amidiny ireo horonantsary namboariny. Tsy olon-kafa fa anisan’ireo zaza lasibatra tamin’io fihetsika mamoafady naparitak’izy […]
Ambatondrazaka : Mpivady niara-hita faty tao an-tranony
Mpivady hita faty tao amin’ny trano fonenany tao Antsahalava Ambatondrazaka, omaly. Niara-nisakafo tamin’ny zanany vao 5 taona monja izy mivady ny alin’ny sabotsy hifoha omaly alahady. Voalaza ho nihinana sakafo tsy fihinana natao laoka, renim-pianakaviana sy ny vadiny hita faty tao an-tranony, tao Antsahalava Ambatondrazaka, omaly maraina. Nahandro karazana voan-javatra […]




