Mois : juillet 2025

INDRAY MIJERY

Mandray ny atrikasa fialantsasatra ho an’ireo ankanin-jaza hatramin’ny kilasy fahadimy ny « Petit pied », ao Tsarasaotra, ho fanomezana azy ireo ny toerana maoderina miaraka amin’ny efitrano fianarana tsara sy fampianarana ambony. Misy ihany koa ny dihy, lomano, robotika, fitsangatsanganana, atrikasa mahandro. Notanterahina tao amin’ny kianja tomboravo Ambilobe ny 10 […]

Tazomoka mandripaka any Ikongo: Ifarimbonana ny vonjy aina ny mponina

Tonga mivantana ao amin’ ny distrika Ikongo ireo solontenan’ny governemanta. Ahi­tana minisitra efatra izany, toy ny minisitry ny Mponina, Ra­zafinjato Aurélie, ny minisitry ny Atitany, sns. Mifarimbona amin’ny fanohanana ireo mponina any an-toerana mano­loana ny fandripahan’ny valan’ aretina tazomoka izy ireo. Manatanteraka avy hatrany ny fanaraha-maso sy manamafy ireo toromarika […]

Hetsika JMCJ etsy Antanimena: Hisitraka fiofanana IA maimaimpoana ny tanora

Homarihina ny 15 sy 16 jolay izao ny Andro maneran-tany ho an’ny fahaiza-manaon’ny tanora (JMCJ). Anisan’ny hankalaza izany i Madagasikara amin’izao faha-10 taona nanamarihana izany. Lohahevitra mandritra izany ny hoe : “Fanomezana hery ny tanora amin’ny alalan’ny “Saina voatran’olombelona – Intelligence artificielle, IA” sy ny fahaiza-manao niomerika”. Natao hampiroboroboana ara-tsaina […]

Madagascar Security Academy: Manana ny fenitra iraisam-pirenena ny karazam-piofanana marolafy

Goavana sy miezinezina ny fotodrafitrasan’ny MSA eny Andakana ary mahasahana karazam-piofanana maro. Manana ny fenitra iraisam-pirenena ny toerana ka ankatoavina maneran-tany ny mari-pankasitrahana azo aorian’ny fiofanana ao aminy. Notokanana omaly, teny Andakana Ambohidra­trimo, ny Madagascar Security Academy (MSA) na ny foiben-toeram-piofanana ma­nana tolotra marolafy mahakasika ny fiarovana sy ny fandriampahalemana […]

HJRA: Maro ny karazana fitiliana azo hatao

Maro ny sampam-pitiliana ao amin’ny hopitaly HJRA. Anisan’izany ny laboratoire d’hématologie, ny laboratoire d’immunologie, laboratoire de bacteriologie… Manampy betsaka ny dokotera mitsabo ny fanaovana fitiliana hahafantarana ny tena fototr’aretina na ny singa ilaina na singa tsy ampy anaty vatana. Ankoatra ireo, ny fitiliana hatao ao amin’ny sampandraharaha hématologie anaovana ny […]