Miisa 6 ny andiam-balala novonoina tany amin’ny kaominina Tanamary Bekisopa, distrika Ikalamavony sy Antsoha, distrika Ihosy, nampiasana helikoptera. Miisa 11 kosa ny tany amin’ny distrika Sakaraha. Nisy koa ny hetsika an-tanety natao tany amin’ny kaominina Andiolava, distrika Ihosy. Teknika fambolena an-tanety avy any Zimbabwe ny Pfumvudza. Atao eto amintsika ny […]
Mois : juillet 2025
Toliara : Fiaraha-mientan’ny Base sy ny mponina
Nasehon’ny mponina any amin’ny kaominina Belalanda, Maromiandra, Tsianisiha, Ankilimaliniky ary ny kaominina Toliara I, tamin’ny filaharambe ny fanohanany ny tetikasa Base Toliara, nandritra ny fetim-pirenena 26 jona teo. Nilaza i Tealongo Stella, miandraikitra ny lafiny fahasalamana, ny aro loza ary ny maha olona ao amin’ny Base, fa « sambany nandray anjara […]
Vidin-tsolika : Nidina 200 Ariary ny gazoala sy ny lasantsy
Nasiam-panovana ny saran’ny solika manerana an’i Madagasikara, nanomboka omaly. Nihena 200 Ar izany ankehitriny, raha toa ka nampakarina 10 Ar, izy io teo aloha. Nidina indray! Araka ny fanambarana navoakan’ny Ofisy malagasy misahana ny akoranafo, (OMH), omaly, nahitana fihenana 200 Ariary avy ny lasantsy sy ny gazoala. Nilatsaka 50 Ariary […]
INDRAY MIJERY
Lanonana santa-bary ao Amparafaravola. Nandray anjara feno sy naneho fahavononana ny minisitry ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa, Rasoloarisoa Marie Marcelline. Ho fanohanana ireo tetikasa ifotony ary koa hanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ny sehatra maro samihafa amin’ny fanatsarana ny fiainam-bahoaka izany. « Iray volan’ny oniversite amin’ny fifanakalozan-kevitra», andiany voalohany. Hetsika […]
FSM : Manana rafitra manokana ny moske
Miaina ao anatin’ny tahotra sy fitaintainana tanteraka ny mpino silamo eo anivon’ny moske 67 Ha Atsimo amin’izao fotoana, raha ny filazan’izy ireo. « Misy taratasy sy feo mandeha any milaza ny hanovana ny rafitra misy eo anivon’io moske io», hoy ireo tomponandraikitra mitantana eny an-toerana, eo anivon’ny Fikambanan’ny silamo malagasy […]




