Sehatra iakaran’ny talenta vao ihany koa ny « Madajazzcar » hatramin’izay. Nivoaka tamin’ny fifaninanana teto Antananarivo ny tarika Vahandanitra. Nisongadinan’ireo tanora mpitendry kosa ny tany Toamasina. Miato ny hetsika « Madajazzcar 2025 ». « Ny fandriampahalemana aloha no vaindohan-draharaha », hoy ny nambaran’ny filohan’ny komity mpikarakara, Jackie Ranarison. Na izany aza anefa, tontosa ny faran’ny herinandro […]
Mois : septembre 2025
Rugby, sokajy vehivavy: Nomena sehatra tany Londres ny Makis ladies
Voalohany teo amin’ny tantaran’ny rugby malagasy tao anatin’izay 125 taona nahatongavany teto Madagasikara izay, no hany nahazo fanasana manokana avy amin’ny World Rugby ka nampahafantarina izao tontolo izao, ny tantaran’ny baolina lavalava, sokajy vehivavy. Fantatra tany Londres nandritra ny «Mondial 2025», ny lazany. Nanoratra tantara vaovao eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena […]
«Ligue des Champions CAF »: Nihintsana ny ekipan’ ny Elgeco Plus
Tapitra hatreo! Nifarana indray izany ny lalan’ny Elgeco Plus, tamin’ity fifanintsanana afrikanina « Ligue des Champions Caf » ity. Tsy resy ity klioba ity fa nihintsana, satria nanao ady sahala tsy nisy nitoko (0 no ho 0) tamin-dry zareo avy atsy Malawi, Silver Strickers, ny asabotsy lasa teo, tany Malawi. Tsy nahatafidirana […]
Minisitra Marson Moustapha : Miantso ny fitoniana sy ny firaisankina
Namoaka hafatra manokana ho an’ny tanora malagasy manerana ny Nosy, amin’izao zava-misy eto amin’ny firenena izao, ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), i Marson Moustapha Abdulah. Miray fo sy maneho fiaraha-miory amin’ireo fianakaviana namoy havana izy ary maniry fahasitranana haingana ho an’ireo naratra. Nampahery ihany koa ny orinasa […]
DAKA AN-JORONY: Kely irak’Andriana tompoko
Raha tiana ny handroso, tsy matahotra fanakianana. Tadidio fa ny fandokafana lava, mahalavo ary mahavoa. Mahavariana nefa fa betsaka ny mpitantana federasionina na tompona ekipa tsy mahazaka izay filazana ny tsy mety ataon’izy reo izay. Raisiny ho fahavalo ny mpanao gazety, manambara ny tsy mandeha eo amin’izy ireo. Tsy izy […]




