Rehefa nanomana tao anatin’ny fotoana naharitra, raikitra fa hotanterahina anio, manomboka amin’ny 2 ora tolakandro, etsy amin’ny efitrano malalaky ny Aro Antsahavola, ny «Zarasehatra bagasy» nampitondraina ny lohahevitra «Vonona». «Efa vonona eo an-dampihazo ny mpisehatra rehetra. I Mbosa no mandahatra ny hira sy mandrindra ny fidirana ny sehatra… Tandremo tsy […]
Mois : septembre 2025
« Ant’sary Doc Mada »: Ny lohahevitra no hitsarana ireo horonantsary
Hetsika lehibe ho an’ny horonantsary fanadihadiana ny “Ant’sary Doc Mada”. Nivoaka ny lisitr’ireo vokatra hifaninana, ka hisy sokajy maromaro hisafidianana amin’izany. Horonantsary lava, horonantsary fohy, “expérience digitale”, “best picture”, “best sound”, “prix du public”, “prix d’encouragement”. Ireo ny fankasitrahana homanin’ny mpikarakara ny hetsika “Ant’sary Doc Mada”. Haka endrika fifaninanana horonantsary […]
FANTINA sy FINTINA
Nitsidika ara-pomba fifanajana ny minisitry ny Fitsarana, Rakotomandimby Benjamin Alexis, teny Faravohitra, omaly, ny lehiben’ny mpirakidraharaha eny anivon’ny Filankevi-panjakana, Razafimahery Todisoa Nandrianina. Nifantohan’ny dinika ny asam-pitsarana sy ny fanatsarana izany ary ny fahaiza-manao eo anivon’ny Filankevi-panjakana. Nilaza ny mpitarika ny RMDM, ny pasitera Tsarahame Edouard, teny Bel’Air, afakomaly, fa tsy […]
Fanendrena loholona : Mangataka toerana iray ny Synad
“Tena manana adidy mavesatra ny administratera sivily amin’ny alalan’ireo solontem-panjakana eny ifotony, ny prefet de Police sy ny lehiben’ny distrika.” Io ny fanehoan-kevitry ny filohan’ny sendikan’ny administratera sivily (Synad), Rakotondramanana Solofotahina Lalaina, manoloana ny fiatrehana ny fifidianana loholona amin’ny 11 desambra. Ry zareo no filohan’ny Organisme mixte de conception (OMC) […]
Arenina ny lesoka !
Hifarana ny herinandro, milamindamina ny tanàna. Nizotra tamim-pilaminana ny fampidirana ny mpianatra, na ny sekoly manaraka fandaharana frantsay, na ny mpandala ny rafitra malagasy 100 %. Nandeha tsy nisy olana ny ankamaroan’ny teny anivon’ny sekoly na mbola maro aza ny kiana sy ny fanamarihana avy amin’ny ray aman-dreny noho […]




