« Nampiavaka ny sehatra ho an’ny zatovovavy ny lohahevitra rôle modèle na vehivavy fakan-tahaka tao anatin’ ny sehatra ho fampahaleovantena sy fampananana asa, ao amin’ny distrikan’i Vondrozo », hoy ny tomponandraikitry ny Sampandraharaha momba ny fampianarana mamaky teny sy manoratra ary mikajy eo anivon’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena, Randimbisoa Hanitra. Ireo vehivavy mahaleo tena amin’ny […]
Mois : septembre 2025
Zatovovavy 100 niala an-daharana tany an-tsekoly : Namolavola vinam-piainana rehefa nahalala ny tenany
Nomena fahalalana feno ahafahany mamolavola vinam-piainana araka ny nofinofiny ny zatovovavy 100 niala an-daharana tao Vondrozo nefa vonona hihoitra amin’ny fiainana. Maro ireo mbola maniry ny hiverina an-tsekoly indray hanana hoavy metimety kokoa sy hahaleo tena. Nifarimbona ny minisitera enina: ny Fanabeazam-pirenena, ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa, ny […]
TARATRY ny KANTO
Madajazzcar Festival 2025, hiditra amin’ny fifaninanana ny « Tremplin » ho an’ny eto Antananarivo. Hotanterahina eny amin’ny La Teinturerie Ampasanimalo, ny alarobia 24 septambra izao, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany tolakandro ny fifanintsanana. Afaka manatrika azy io avokoa ny olon-drehetra liana amin’ny tontolon’ny jazz. Tafiditra ao anatin’ny fikatsahana sy fampitiavana ity […]
Fampianarana zavakanto : Mila tazonina ny maha izy ny fototra
Ilaina ny mianatra. Tsara ny manaraka ny fenitra iraisana maneran-tany, sns. Ankoatra ireny, tsy azo odian-tsy hita fa nanana ny nipoirany ny zavakanto sy ny kolontsaina tsirairay. Ireny no fototra tsy tokony ho narina sy mbola mila tazonina. Manana ny maha izy azy, ohatra, ny fanorona. Na efa mivelatra eo […]
« Angaredona Mozika Festival »: Handrasan’ Ambohimanga i Rossy
Ivon’ny hetsika « Angaredona Mozika Festival » ity faran’ny herinandro ity. Anio sy rahampitso mantsy ny fampisehoana goavana hotontosaina eny amin’ny Kianja Ankadivory, Ambohimanga Rova. Anisan’ny andrasana amin’ity andiany faha-19 ity ny tarika Rossy, izay sambany handray anjara amin’ny « Angaredona ». Ry zareo no hamarana ny seho ny alahady, hitondra ny tapolaka sy […]




