Mois : octobre 2025

INDRAY MIJERY

Manentana ny fianakaviamben’ny fanabeazana ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena ny amin’ny fiatrehana sahady ny fahavaratra. Tokony hambolena ao amin’ny mpianatra ny toetra amam-pihetsika ho fisorohana ny loza. Anisan’izany ny fahadiovana, ny fandrantsanana ny hazo mety hitera-doza. Entanina ny ray aman-dreny sy ny Feffi hihevitra sahady ny fividianana ny kojakoja hahafana manamafy ny […]

PFSCE: Manao antso avo tsy hanaovana sorona ny zaza

Manoloana ny fisehoana tranga herisetra mahazo ny ankizy ao anatin’izao koron­tana eto amintsika izao, na­moaka fanambarana faharoa indray ny Vovonan’ny firaisamonim-pirenena misahana ny ankizy (PFSCE) tamin’ity herinandro ity. Mbola mitombo ny herisetra mianjady amin’ny ankizy sy ny zaza, indrindra amin’ny fahasemporana vokatry ny baomba mandatsa-dranomaso, saika ho isan’andro. Misy koa […]

Tily: Ireo antontanisa tsara ho fantatra

Namoaka ny antontanisan’ireo Tily ny filohan’ny Foibe Tily eto Madagasikara, izay anisan’ny tombana ataony tao anatin’ny 400 andro nitantanany. Nisongadina ny fitomboan’ny mpikambana manana karatra satria mahatratra 29 476 ny isan’ny mpikambana Tily manana izany amin’izao fotoana. Niakatra 15% izany raha mitaha ny tamin’ny taon-dasa. Hiakatra 5% isan-taona no tanjona […]

Fampianarana teknika: Nivoaka ny tetiandrom-panadinana sy ny fisoratana anarana

Mba hahafahan’ny rehetra voakasika miomana, indrindra ireo mpianatra eny amin’ny sampana teknika, nivoaka ny tetiandro ho an’ny fisoratana anarana amin’ny fifaninanana samihafa. Namoaka ny tetiandro ofisialy mahakasika ny fisoratana anarana amin’ny fanadinana sy ny fanatanterahana ny fanadinana taona 2026 ny minisiteran’ny Fampia­narana teknika sy ny fanofanana arakasa. Tamin’ny alalan’ny fitaleavana […]

Fahasalamana: Mitondra vokatra misongadina ny fahazoana fampitaovana marolafy

Nanao tombana momba ny fampitaovana ny hopitaly sy ny tobim-pahasalamana ary ny mpiasan’ ny fahasalamana ny ekipan’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka. Nisongadina ny vokatra azo noho ny fampitao­vana. Nanamarina ny zava-misy ny eny ifotony, miaina mivantana ny fisitrahana izany. “Anisan’ny imasoan’ny minisiteran’ny Faha­sa­lamam-bahoaka ny fahaiza-mitantana, ny fijerena ny maha olona, ny fana­tsarana […]