Mois : novembre 2025

SOMBIM-BAOVAO

Araka ny loharanom-baovao voaray omaly, avy eo anivon’ny tomponandraikitry ny CFEM, fantatra fa nisy ny fivoriana teny anivon’ny Federasionina malaga­sin’ny baolina kitra (FMF), omaly, mahakasika ny fitohizan’ny fifaninanam-pirenena « Pureplay Football League », sy ny fifanintsanana D2 nasionaly. Andrasana, araka izany, ny vokatr’izany fivoriana notontosaina omaly izany. Nikatona omaly ny fifidianana ny […]

JJB-“Monde Amateur” : Resy tamin’ny “soumi­s­sion ” i Nomasy

Ny sokajy Amateur no nisantatra ny fifaninanana ho an’ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany, taranja Jiu-jitsu Bre­ziliana, tanterahina any Abu Dhabi. Nanana solontena tamin’ izany i Madagasikara, izay ahitana an’i Nomasy. Resin’i Oliver Gahrmaker, tamin’ny alalan’ny “soumission”, izy. Anisan’ny nandray anjara teo amin’ity sokajy Amateur ity ihany koa i Bryan, lavon’i […]

CA- ORT : Fifanakalozana traikefa tany Alsace

Miara-miombon’antoka ny Ofisim-pirenena ho an’ny fizahantany eto Madagasikara (ONTM), ny fikambanana Tourisme sans frontière (TSF) ary ny Alsace Destination Tourisme (ADT). Tany Colmar, Alsace, Frantsa, ny 10 sy 11 novambra, ireo mpikambana ao anatin’ny filankevi-pitantanana (CA) ny Ofisim-paritry ny fizahantany (ORT) Boeny, Betsiboka, Sava ary Isalo, Ihorombe. Fanohizana ny nandraisan’izy […]

Fampandrosoana ny toekarena : Mila omen-danja ny fampiasam-bola anatiny

Mahatratra 8 651,19 mi­liara Ar ny famatsiam-bola ilain’ i Madagasikara ho an’ny taona 2026, araka ny drafitra isan-taonan’ny famatsiam-bola (Paf). Mbola miankina amin’ny mpamatsy vola iraisam-pirenena ny 52,9% ny filàna, izany hoe, ny 5 839,35 miliara Ar, raha 32,5% monja no avy amin’ny loharanon-karena anatiny. « Fotoana izao hanamafisana ny fampiasam-bola anatiny hampihe­nana […]