Fotoana fikolokoana ny zana-kazo nambolena izao fiandohan’ny firotsahan’ny orana izao. Anisan’izany ny natao ny sabotsy 8 novambra teo, tany amin’ny fokontany Ambohibemasoandro, kaominina Ambohitrolomahitsy, distrika Manjakandriana. Nosorohina ny manodidina ny foto-kazo. Naniry daholo ny 95% ny zana-kazo nambolena. Atsy aoriana kely, miditra amin’ny fanaovana aro afo sy fisosohana ny hazo […]
Mois : novembre 2025
Jirama : Narotsaka ny orana artifisialy
Feno ny fepetra! Avy ny orana teto an-dRenivohitra sy ny manodidina, ny sabotsy tolakandro teo, nialohavan’ny rivo-mahery. Nahitana avandra ihany koa tany amin’ny faritra sasany, toa ny teny Alasora, Atsimondrano, sns. Nanazava ny Foibe famantarana ny toetr’andro, fa orana narotsaka tsy voajanahary, izany hoe, orana artifisialy, iny nirotsaka iny, satria […]
PICM-CNC: Nasongadina tany Paris ny cacao malagasy sy ny niomerika
Anisan’ny vokatra mampiavaka antsika maneran-tany ny cacao. Vao mainka nisongadina izany tamin’ny alalan’ny fampiasana ny teknolojia niomerika. Natao ny 28 oktobra hatramin’ny 2 novambra teo, tany Versailles, Paris, ny hetsika « Salon du Chocolat », sady tafiditra ao anatin’ny faha-30 taona nisiany. Zavatra roa lehibe no nasongadin’i Madagasikara tamin’ny alalan’ny Varavarana hampahalalam-baovao […]
TSELATRA
Notafihin’ny jiolahy efatra tsy nisaron-tava sy nirongo fitaovam-piadiana any amin’ny Fokontany Anjatoka III, kaominina Ambovombe Androy, ny harivan’ny sabotsy 08 novambra 2025 teo. Niditra tao an-tanàna ny jiolahy telo izay nitondra basy poleta iray sy antsy roa. Nanara-maso kosa ny iray fanampiny. Tonga ara-potoana ny Polisy avy ao Androy, taorian’ny […]
Andian-jatovo nifamono : Tovolahy roa namoy ny ainy
Raikitra ny sakoroka tao amin’ny efitranon-danonana, ao amin’ny fokotany Ranomena, komininina Toamasina, ny alin’ny asabotsy 8 novambra hifoha ny alahady teo. Nifamaly noho ny resa-behivavy ireo roa lahy. Naharitra izany ka niditra an-tsehatra ny akaman’ ireo mpifanandrina, andaniny sy ankilany. Vokatr’ izay, raikitra ny fifandratrana. Voadaroka mafy, naratra ka tsy tanà […]




