Haratsiam-panahin’ireo mitonona ho mpikarakara ve sa fahadisoana tsy nahy avy any La Réunion no tsy nahalasa an-dRalisinirina Marthe, tokony hiatrika ny “Meeting de La Réunion”. Nisy olona tsy fanta-piaviana mantsy tafiditra tao anaty lisitra izay tsy nahazo alalana ka miteraka ny ahiahy. Niteraka resabe teo anivon’ny tontolon’ny fanatanjahantena sy fanehoan-kevitra […]
Mois : novembre 2025
Birao politika, Ratiankavana Benjamin : « Tsy manana olana amin’ny Tim ny MMM »
Namaly ireo fanaratsiana samihafa, indrindra avy amin’ ny antoko Tim, ny eo anivon’ ny MMM, amin’ny alalan’ny birao politika, Ratiankavana Benjamin. Nambarany fa miroso ny fanovana eto amin’ny firenena na eo aza ireo mpanaratsy. « Tsy manana olana amin’ ny Tim na ny depiote Razara Pierre Fidèle izahay. Samy manohana ny […]
AFG Bank Madagasikara : Manana ny lanjany ara-toekarena
Mandalo eto Madagasikara i Sionlé Yeo, Tale jeneraly (DG) ny AFG Holding, miahy ny AFG Bank Madagasikara, ao anatin’ny vondrona orinasa afrikanina Atlantic Group. Notsoriny fa tanjon’izy ireo ny ho banky azo antoka sy fitaratra eto Madagasikara atsy ho atsy. Misehatra amin’ny fandraharahana ara-banky ny AFG Bank, ka maro ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Miisa 24 ny fanitsiana natao tamin’ny volavolan-dalàna mifehy ny tetibolam-panjakana (PLFI) 2026. Ao anatin’izany ny fanesorana sy/na fampihenana ireo karazana hetra sy haba alaina amin’ny PPN sy ny fitaovana ilaina amin’ny fambolena sy ny angovo. Atao laharam-pahamehana ny sehatra fototra sy ny sosialy. Hotanterahina tsy ho ela ihany koa ny […]
“Yas Cyber Security Day”: Ilaina ny fiarovana ny antontan-kevitra
Natao teny amin’ny Radisson Blue Hôtel, Ambodivona, ny talata teo, ny “Yas Cyber Security Day”. “Hetsika natokana ho fiarovana ny rafitra niomerika sy ny antontan-kevitry ny mpanjifa na orinasa iray”, hoy ny tale jeneralin’ny Yas Madagascar, Benoît Janin, nandritra ny fanokafana. “Tanjona, araka izany, ny hifampizarana ireo fitaovana ahafahan’ny rehetra […]




