Mois : décembre 2025

FANTINA sy FINTINA

Nandeha mangingina noho ny fiarovana ny ainy, ahina hisy hifofo, ny filoha, ny Kly Randrianirina Michaël, araka ny nambarany, afakomaly. « Efa fanaon’ ireo filoham-panjakana any Etazonia na Frantsa izany », hoy izy. Nambarany koa fa natao hanasoa­vana sy hahatsara ny firenena ny diany tany Dubaï. Ani­san’ izany ny handefasana tanora miisa […]

Tena fanovana no atao

  Fanavaozana, fanovana… Hatramin’ny politika izany, ny fomba fanaovana politika… Tsy ny mpanao politika ve, ohatra, no anisan’ny mahapotika ny firenena sy mam­pahantra ny vahoaka? Fototra sy fositra mahatonga ny korontana politika lava miverimberina. Nanomboka tamin’ ny fametrahana rafitra sy lalàna ho amin’ny tombontsoan’ olom-bitsy, ny elanelana be eo amin’ny […]

Fikaonandohan’ny antoko politika : Ho filohan’ny Fahefana avo ny kolonely Randrianirina Michaël

Nifarana, afakomaly, ny fikaonandohan’ireo antoko politika maherin’ny 50, natao tetsy Ankorondrano. Anisan’ny nisongadina ny momba ny tondrozotra sy ny fifidianana ary ny fanovana rafitra. Tapaky ny asam-baomiera tamin’izany fa ravana avokoa ny Andrim­pan­jakana. Anisan’izany ny An­tenimiera roa tonta, ny governemanta, ny HCC, ny Fi­tsa­rana avo (HCJ). Tahaka izany koa ny […]