Mois : décembre 2025

INDRAY MIJERY

Manaitra ny rehetra ny Holafitry ny mpitsabo nify sy ativava fa tsy hifandovana ny fitsaboana fa tena mila ianarana aman-taona maro. Tsy hoe rehefa mpi­tsabo nify ny rainao ka nahita ny fanaony teo ianao dia lasa mpitsabo nify koa. Mitera-doza rehefa tsy niana­rana ny asa fitsaboana ary tena saro-pady. Nodinihina […]

Mpianatra Master II : Nomena kojakoja ny autiste eny Ambatomaro

Nahazo kojakoja fototra ny ankizy manana fahasemba­nana « Autiste », beazina eny amin’ny foibe Autisme Mada­gasikara Ambatomaro. Nana­tanteraka izany, ny alatsinainy teo, ny mpianatra Master II Professionnel, sampam-pianarana Zon’olombelona (Droit de l’homme) eny amin’ny Anjerimanontolo. Maro amin’ ny olona Autiste no manan-talenta sy fahaiza-manao ma­nokana amin’ny sehatra samihafa. Tsapa anefa […]

Misy fiantraikany amin’ny toekarena : Mila ezaka ny fandrosoan’ny maha olona

“Ilaina ny fanovana sy fanatsarana amin’ny lafiny maro”. Io no azo hamintinana ny tatitra fahafito mahakasika ny Maridrefin’ny fandrosoan’ny maha olona, natao omaly, tetsy Ivandry, natolotry ny minisiteran’ny Toekarena sy ny fitantananam-bola niaraka tamin’ny Fandaharanasan’ny Firenena mikambana momba ny fampandrosoana (Pnud). Raha ny fintina nataon’ny minisitry ny Toekarena sy ny […]