Nihaona ny minisitry ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa, Tsilefa Antonio sy ny Fikambanana iraisam-pirenena momba ny Frankofonia (OIF), notarihin’i Laurentiu Hristea. Nidinika ireo tetikasa fanofanana mipaka avy hatrany amin’ny fampananana asa ny tanora izany. Efa nisy ny fanaovan-tsonia fiaraha-miasa ny taona 2022, mifototra amin’ny fampiofanana ireo mpampiofana ( […]
Mois : décembre 2025
SOS Villages d’enfants : Omena sehatra amin’ny fakan-kevitra ny ankizy
Nanomboka omaly, tetsy Ambodivona, ny fakan-kevitra nasionaly tanterahin’ny fikambanana SOS Villages d’enfants. Hiitatra manerana ny Nosy, araka ny fanazavana nentin’ny filohan’ny filankevi-pitantanana, Raharinarivonirina Maria, ny hetsika. Hisongadina ao anatin’ny fakan-kevitra ataon’ny SOS Villages d’enfants ny fanomezana sehatra ny ankizy haneho hevitra. Hitondra ny hetahetany sy handrafitra ny hoaviny amin’ ny […]
FANTINA sy FINTINA
Nanao fanambarana miaraka ireo filoham-piangonana efatra eo anivon’ny FFKM noho ny fiparitahan’ny vaovao tsy marina sy tsy marim-pototra momba ny fanasana ny filoha teo aloha, Rajoelina Andry, hiatrika ny fikaonandoha. « Tsy mahalala ary tsy nanasa sy tsy ambadiky ny fanaparitahana izany fanasana izany izahay », hoy izy ireo, afakomaly. Hentitra ny […]
very zom-pirenena : Tsy afa-manao hetsika politika
“Voailika ho azy, avy hatrany, ao anatin’ny lisitry ny mpifidy ary tsy manan-jo hirotsa-kofidina na hifidy intsony izay very zom-pirenena malagasy. Tsy mahazo manao hetsika ara-politika, na mivantana na ankolaka, amin’ny raharaha ara-politika eto amin’ ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara koa”. Io ny fanambaran’ny fitaleavan’ny Serasera eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsarana, voaray […]
Fikaonandoham-pirenena: Miantso ny rehetra handray anjara ny FFKM
Nisokatra amin’ny fomba ofisialy omaly, teny Ivato, ny fikaonandoham-pirenena. Nitarika izany ny eo anivon’ny FFKM. Nisy sy hafatra sy fanentanana nataon’izy ireo tamin’izany. “Andao àry samy hitondra ny anjara biriky isika, hoporofoina fa afa-mifampiresaka sy mifandresy lahatra ary mifampihaino am-pitoniana sy am-panajana isika mba ho hita taratra sahady ny fanovana […]




