“Araka ny takin’ny hetsi-bahoaka, hisy ny fanovana lalàmpanorenana. Handeha any amin’ny Repoblika V isika. Hiadian-kevitra amin’ny fikaonandoham-pirenena izany. Toy izany koa ny lalàm-pifidianana. Eo koa ny momba ireo andrimpanjakana rehetra manahirana: ny Ceni, ny HCC “. Io ny fanazavan’ny minisi-panjakana misahana ny Fanavaozana, Me Razafimanantsoa Hanitra, tao amin’ny fandaharana manokana, […]
Mois : décembre 2025
FFKM – Vina Madagasikara 2050 : Haharitra herintaona mahery ny fikaonandoha
Efa navoakan’ny eo anivon’ny FFKM ireo fotokevi-dehibe sy ny tetiandro samihafa momba ny dinika ho amin’ny fanavaozam-pirenena : Vina Madagasikara 2050 na ny fikaonandoham-pirenena. Handalo dingana samihafa sy miandalana izany. Hita amin’izany tahirin-kevitra iaingan’ny FFKM ho amin’ny fikaonandoham-pirenena izany fa efa nanomboka ny volana novambra teo ny fikarakaraka sy ny fanomanana. […]
Patsa iray tsy omby vava
Maro ny trangam-piarahamonina miseho eto amintsika. Misy loza tsy nahy, maro ny iniana natao. Lasibatra tsy satry ny isan-tokantrano sy ny isam-batan’olona. Maro ny patsa iray tsy omby vava, izay vidian-dafo na mihatra aman’aina. Betsaka ny olona mahita faisana tsy fidiny. Mahonena sy mampalahelo ny vokany. Maro ny mahavaky […]




