Mois : décembre 2025

baolina kitra- « Grand Match de Défi »: voatazon’ny Disciples FC ny mpilaravinahitra

Vita izay ny lanonana baolina kitra natao tao Toamasina. Tsy nisy nivoaka mpandresy tamin’ity « Grand match de défi » ity na ny Disciples Fc Vakinankaratra na ny mpilaravinahitra. Nisaraka ady sahala, 0 no ho 0, ny roa tonta. Notontosaina omaly, tao amin’ny Kianjan’i Bari­kadimy, Toamasina, ny lalao baolina kitra goavana, « Grand […]

Zava-dehibe

Tsy be resaka fa miasa. Izany izao governemanta izao? Efa ho tapitra ny roa volana. Izay ny fanamby. Mby aiza? Ny amin’izay hetaheta sy fitakian’ny vahoaka nahatongavana amin’izao dingana ho amin’ny fanavaozana izao. Eo, ohatra, ny amin’ny famatsian-jiro sy rano, ny tsy fisian’asa… Niitatra izany ka tonga amin’ny sehatry ny […]

Misimisy ny vesatra anenjehana azy: nosamborina sy hadihadiana ny Jly Ravalomanana Richard

Nosamborina omaly, teny amin’ny trano fonenany, afakomaly, ny jeneraly Ravalomanana Richard. Maro ny vesatra anenjehana azy, toy ny fisandohana andraikitra, fanohintohinana ny fiandrianam-pirenena, firaisana tsikombakomba amin’ny vono olona… Nosamborin’ny zandarimariam-pirenena teny amin’ny trano fone­nany, teny Ambatovinaky, afakomlay, tokony ho tamin’ny misandratrandro, ny jeneraly misotro ronono, Ravalomanana Richard, na Jly baomba […]

ACM: des soupçons d’irrégularités dans le processus de recrutement du DG

La récente nomination d’Alban Rakotoa­riasoa, dit Baba, au poste de Directeur général de l’Aviation Civile de Madagascar (ACM) suscite une vive controverse au sein de l’institution. Des employés et représentants syndicaux dénoncent de graves irrégularités dans la procédure ayant conduit à cette désignation. Selon les informations recueillies, le processus de […]