Namoaka ny anaran’ireo mpitsara hitantana ny lalao amin’ ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra (Can 2025), ny Kaonfederasionina afrikanina, ny 1 desambra lasa teo. Fihaonana hotanterahina any Maroc, ny 21 desambra 2025 – 18 janoary 2026, izao. Manana solontena amin’ izany ny Malagasy, amin’ny alalan’Andriatianarivelo Dimbiniaina. Tsy […]
Mois : décembre 2025
“Cours des dirigeants sportifs”: Mpiofana 24 nahazo mari-pankasitrahana
Tontosa nandritra ny 3 andro, nanomboka ny 1, nitohy hatramin’ny 3 desambra lasa teo, teny Ivandry, ny fiofanana mahakasika ny fitantanana ny fanatanjahantena na “Cours des dirigeants sportifs “, andiany faha-21. Mpiofana 24 no nahavita izany ka nandray ny mari-pankasitrahana, ny alarobia 3 desambra teo. Zava-dehibe ny fahafantarana ny lalàna […]
INDRAY MIJERY
Ao anatin’ny 16 andro hiadiana amin’ny herisetra mifototra amin’ny mahalahy na mahavavy isika izao. Fantaro fa azo antsoina ny laharana maitso 930 ho fitarainana sy hanaovana fanairana sy fitorohana ho an’ireo iharan’izany na ireo mahita tranga herisetra. Miseho amin’ny endriny maro ny herisetra na fampijaliana. Manaraka fiofanana ireo mpitambolan’ny kaominina […]
Minisitra Raharinirina Sidonie : « Tsy ijerena loko politika ny sosialim-bahoaka »
Nanazava ireo olana sy fanamby eo amin’ny sehatry ny asa sosialy ny minisitry ny Mponina sy ny firaisankina, Raharinirina Sidonie, tamin’ny fifanatrehany amin’ireo depiote teny Tsimbazaza. Tanjon’ny fihaonana ny hanamafisana ny fifandraisana eo amin’ny mpanao lalàna sy ny minisitera. Tafiditra ho amin’ ny fanatsarana ny fandrindrana asa koa izany. Hentitra […]
Gaboraraky ny zotra D : Tsy hilefitra ny kaominina Ivato
Betsaka ireo fitarainan’ny mpandeha voaray eo anivon’ny kaominina Ivato manoloana ny gaboraraka ataon’ny zotra D, mampitohy an’Ivato sy Vasakaosy. « Tsy hilefitra manoloana ireny fandikan-dalàna ireny izahay », hoy ny ao amin’ny fiadidiana ny Tanàna. Anisan’izany ny tsy fanajana ny bokin’andraikitra mifehy ny asa fitaterana. Manary mpandeha an-dàlana na mihodina antenantenany sy […]




