Patrick Raharimanana, conseiller technique (CT) auprès de la Primature, perçoit un salaire mensuel de 867.500 ariary, soit environ 150 euros, a-t-il fait savoir publiquement sur sa page officielle. Un seul véhicule de service est mis à la disposition de l’ensemble des dix conseillers techniques. Le budget carburant alloué s’élève à […]
Mois : décembre 2025
Gouvernement Herintsalama Rajaonarivelo: vers un remaniement ministériel, deux mois après sa formation ?
Cela fait deux mois que le gouvernement dirigé par Herintsalama Rajaonarivelo a été formé. A l’approche du troisième mois, les spéculations sur un éventuel remaniement ministériel se font de plus en plus insistantes. Les observateurs politiques estiment que cette période est cruciale pour évaluer l’efficacité et l’engagement des ministres avant […]
Sandam-bola: nitotongana ho 5 288 Ar ny 1 euro
Mitsotsorika hatrany! Tsy mitsahatra mihena ny lanjan’ny ariary miohatra amin’ny vola vahiny, nandritra ity volana ity. Omaly 26 desambra, nisanda 5 288 Ar ny 1 euro, raha mbola 5 087 Ar izany tamin’ny 26 novambra. Izany hoe, nitombo 201 Ar ny lanjan’ny euro tao anatin’ny iray volana farany. Raha atao anefa ny […]
Taxi-moto: tafakatra 30 000 Ar ny saran-dalana
Niroborobo ny fitaterana taxi-moto any Mangamila Anjozorobe, amin’izao vanim-potoana faran’ny taona izao. Antony, tena ratsy ny lalana, vokatry ny rotsakorana tsy ankijanona any an-toerana. Anisan’ny tena voakasik’izany ny miainga eo Mangamila miatsinanana, mandalo ny kaominina Tsarasaotra sy Alakamisy, miafara any amin’ ny fokontany Ambohibary sy Andranomay. Tsy tongan’ny fiara fitaterana […]
Orinasa SMMC: nanolotra fotodrafitrasa ho an’i Toamasina
Nahazo kianja maroloko, ahitana ny ho an’ny kolontsaina, fanaovana vakodrazana sy hiragasy sy izay mifandraika amin’ izany, ny tanànan’i Toamasina. Eo koa ny fanaovana basikety, azo hilalaovana taranja maro. Orinasam-panjakana amin’ny ampahany, raha tsy miankina kosa amin’ny ankilany ny SMMC (Societé de manutention des marchandises coventionnelles), iray amin’ ireo telo […]




