La veille de Noël a été assombrie par une série d’accidents sur plusieurs routes nationales. Les RN1, RN2, RN3, RN4, RN7 ont été le théâtre de drames routiers en l’espace d’une seule journée, rappelant une nouvelle fois la fragilité des déplacements en période festive. L’accident le plus tragique est survenu […]
Mois : décembre 2025
GOGUETTE ALLIANCE 92 ( 24 12 2025 )
Nanao fitsaram-bahoaka: roa lahy migadra dimy taona
Nosazin’ny fitsarana ao Toamasina higadra dimy taona an-tranomaizina, sazy mihatra, ny roa lahy tamin’ireo valo voarohirohy noho ny fanaovana fitsaram-bahoaka, ny alatsinainy 22 desambra lasa teo. Mpianatra iray nirava avy nianatra “cours” lasibatry ny vono sy daroka nataon’ny andian’olona tao Mangarivotra Atsimo, parisela 11/14, ny volana avrily 2025 lasa teo. […]
Kaominina Fanandrana: hanodina fako 60 taonina isan’andro
Hanome asa ho an’ny tanora, hanodina fako ho lasa vokatra ilaina amin’ny andavanandron’ny mponina ny tetikasa vaovao ao amin’ny kaominina Fanandrana. Mitohy hatrany ny ezaka ataon’ny fitondram-panjakana mifandimby eto amin’ny Nosy. Nisitraka fitaovana lehibe ahafahana manodina fako ny tanànan’ Antsarimasina, kaominina Fanandrana, Toamasina II, ny alakamisy 19 desambra teo. Hisahana manokana […]
Tetikasa Folur 86 000 ha hotantanina maharitra
Miompana amin’ny hananganana rafitra ara-tsakafo maharitra sy famokarana ara-tsakafo ny tetikasa “Food Systems Land Use and Restoration» (Folur). Tanjona ny hitantanana maharitra velarantany 86 000 ha manerana ny Nosy, ka haverina amin’ny laoniny ny 10 000 ha amin’izany. Miisa 30 000 ny tantsaha mpamokatra vary sy kafe hotohanana. Harovana manokana sy tahirizina ny […]




