Mois : décembre 2025

Pancrace MMA-Mada 2025: Niakatra ny lentan’ny mpikatroka

Tontosa ny sabotsy 20 desambra teo, teny amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja Pan­crace MMA, taom-pikatrohana 2025. Katrokady 40 no nitranga, nandritra izany. Niakatra ny lentan’ny mpikatroka nandritra ity fifaninanam-pirenena teo amin’ny taranja Pancrace MMA, ity. Tena nahitana taratra izany ny teo amin’ny sokajy taninketsa, raha […]

TARANJA BAOLINA KITRA: Mijanona eo amin’ny laharana faha-105 i Madagasikara

Tsy miova ny filaharan’i Madagasikara ao amin’ny Fifa. Nahatonga izany ny tsy fanatrehan’ny Malagasy fifanintsanana iraisam-pirenena tamin’ity volana desambra ity. Nivoaka afakomaly, tao amin’ny tambajotran-tseraseran’ny Fifa ny filaharan’ireo firenena amin’ny taranja baolina kitra maneran-tany. Tsy miova ny laharan’i Madagasikara fa mijanona eo amin’ny faha-105. Tsiahivina fa ny volana novambra lasa […]

Fanondranana hazo sarobidy: tsy mahaliana ny mponina intsony ny Andramena

Nahoraka fa amin’izao vaninandro fety izao no fanaovana trafik’Andra­mena any amin’ny Mo­rontsiaraka, manamorona ny ranomasimbe In­dianina. Nanome vahana ny “honohono” ny fa­­­­nambaran’ny kolonely Gervais Andriamiarisoa, tany sambava, ny 21 no­vambra teo. Nilaza izy fa hojerena ny fomba ahafahana manondrana iza­ny anatin’ny ara-da­là­na sy mangarahara. Mana­mafy fa tsy liana amin’ izany […]

CID: nanome boky ny Tranombokim-pirenena

“Parle fort, parle juste: Guide d’éducation aux médias en ligne”. Io ny lohatenin’ny boky izay natolotry ny ONG Commu­­nication Idea Development (CID), ho an’ny Tranom­bokim-pirenena Anosy, omaly. Boky novolavolaina tanora vi­tsivitsy, matihanina eo amin’ny sehatry ny serasera izy ity. Tari-dalana natao ho an’ny tanora ihany koa, izay natao tamin’ny teny […]

« The Last Gratest Show »: seho farany amin’ny “Namana sy Mozika”

Andiam-pampisehoana niavaka indrindra tamin’ity taona ity ny “Namana sy Mo­zika”. Hisy ny andiany fahatelo sady farany, izay hotontosaina ny 31 desambra izao, eny amin’ny Akanin’ny Tiana Ambohimanandray. Hatokana hanaovam-beloma ny taona 2025 izay namirapiratan’ny “Na­mana sy ny Mozika”, no hitsenana ny taona 2026 ami­na tetikasa ara-javakanto vaovao indray izany. Antony […]