Namoy ny ainy tao anatin’ny indray mipi-maso ny renim-pianakaviana sy ny zanany vavikely vao telo taona. Tavela tao anatin’ny trano nirodana tampoka izy ireo, omaly maraina, tany Ampihadiamby . Namoizana ain’olona indray ny fihotsahan’ny trano tao amin’ny fokontany Ampihadiamby, kaominina Ambositra Renivohitra, omaly. Nihotsaka ny rihana ambony tamin’ilay trano lehibe […]
Mois : février 2026
Comores Saïd Ahmed Saïd Abdillah : « Parler d’élections tant que le colonel Azali Assoumani est au pouvoir, relève de l’illusion »
Saïd Ahmed Saïd Abdillah, président du Parti Comores Alternatives (PCA) au Comores et fervent opposant au président actuel, Azali Assoumani, est sorti de son silence, à l’occasion de la commémoration de l’Accord-cadre de Fomboni le 17 février. Interview. *Les Nouvelles : En tant que Comorien et président du Parti Comores Alternatives […]
Poopy : « Samy ankafiziko ny feon-dry zalahy ireo… »
D-Lain, Ken ary Tanjona Randrianarivelo no nambara voalohany. Fantatra ihany koa izao fa anisan’ny vahinin’i Poopy i Fy Rasolofoniaina. «Izy manana ny style dia mety be amiko. Toy ny mahazo aina vaovao ilay hira… », hoy i Poopy nandritra ny famerenana niarahany tamin’i Fy Rasolofoniaina. Mbola nohamafisiny izany, nandritra ny fihaonana […]
Dika vilana : Mila ovaina ny « kolontsaina »
Mifangaro voraka ? Rehefa inona no antsoina na sokajiana ho « kolontsaina » ? Mikolo ny saina tokoa ve ilay hitan’ny maso, ren’ny sofina, sns ? Manampy trotraka ny fampifangaroana azy io amin-javatra hafa toy ny zavakanto. Amin’izao vanim-potoana izao vao tazana mazava fa hamehana sy manana endrika petatoko ihany ny nametrahana ny anarana « kolontsaina », […]
INDRAY MIJERY
Nampahafantatra ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka fa efa tonga ny vaksiny BCG ary efa ao anatin’ny fitsinjarana azy ny ekipan’ny minisitera mpiahy. Hiparitaka amin’ireo tobim-pahasalamana mahazatra izany mba hisitrahan’ireo zaza ny fatram-baksiny ilainy. Natao ho an’ny zaza vao teraka hatramin’ny 11 volana ity vaksiny ity. Fampahafantarana ho an’ireo mpampanofa fahafinaretana ara-nofo momba […]




