La Fédération de Russie contribue significativement aux efforts de reconstruction post-catastrophe, suite au passage de Gezani dans le pays, notamment à Toamasina. Lors d’une cérémonie officielle hier à Ivato, elle a remis à l’Etat malgache 60 tonnes d’aide alimentaire dont 30 tonnes de riz, 16 tonnes de haricots rouges et […]
Mois : février 2026
Processus de Refondation: une feuille de route qui n’en est pas une !
Alors que des interrogations persistent sur les tenants et aboutissants d’une feuille de route de la réforme, qui devrait être remise ce jour à la Communauté pour le développement de l’Afrique australe (Sadc), le président de la Refondation de la République de Madagascar, le colonel Michaël Randrianirina, a apporté des […]
TSELATRA
Lehilahy roa mpamaky fasana, maty voatifitry ny zandary, ny alin’ny 26 febroary lasa teo. Iray hafa azo sambo-belona. Tratra teo am-pamakiana fasana iray tany Ambohibololona, kaominina ambanivohitra Tsiafahy, ny dimy lahy. Tonga teny an-toerana ny zandary ary raikitra ny fifanjevoana. Tafaporitsaka ny telo ambiny. Tratra teny amin’izy ireo ny taolam-paty […]
Manakambahiny sy Ambanidia: Lehilahy telo tratra nangalatra moto
Misesisesy ny halatra moto tato ho ato. Lehilahy miisa telo tratra nanao izany tao amin’ny orinasa iray eny Manakambahiny, omaly maraina, tokony ho tamin’ny 1 ora. Tra-tehaky ny polisy manao fisafoana teny amin’ny lalana Anjohy ho any amin’ny Rond-point Ambanidia, izy ireo. Nanosika moto ny iray ary nanao taingin-droa tamin’ny […]
Toamasina : Miaramila namoy ny ainy
Maty nandritra ny fanatanterahana ny asany, manampy ireo traboina ao Toamasina, ny miaramila iray, omaly. Hitatitra vary omena ireo traboina amin’ny kaominina hafa ao an-toerana io miaramila io. Tra-doza tampoka tao amin’ny fokontany Ambonivato, kaominina ambanivohitra Antetezambaro. Nisasa maraina tamin’ny rano tao amin’ny tetezan’ Ambanivato izy kanjo niakatra tampoka ny […]




