Mois : février 2026

Etat de sinistre national: la communauté internationale à la rescousse

L’aide internationale se met en place, après la déclaration de l’état de sinistre national, faite par l’Etat malgache, face à l’ampleur des destructions suite au passage du cyclone Gezani dans l’Est du pays, faisant une trentaine de morts et des milliers de blessés et causant d’importants dégâts matériels. Le système […]

INDRAY MIJERY

Na dia efa nivoaka any amin’ny Lakan­dra­non’i Mozambika aza ilay rivodoza Gezani, tombanana ho betsaka hatrany ny rano ato anatin’ny 24 ora ho avy, amin’ireo sahandriaka ao anatin’ny faritra Ana­lanjirofo, Atsinanana, Alaotra Mangoro, Sofia, Boeny, Betsiboka, Melaky ary Menabe, araka ny nambaran’ny Météo. Tetikasam-panabeazana natao hanatsarana ny kalitaon’ny fampianarana sy […]

Toamasina : Mila fanarenana haingana ny hopitaly

Rava ny hopitalim-panjakana ao Toamasina, vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Gezani. Tsy niandry ela fa nidina ifotony ireo delegasionina avy ao amin’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka. ‎Nisy ny tombana tamin’ireo fahasimbana tao amin’ny Centre hospitalier universitaire Analankininina sy Morafeno hanomanana ny fanarenana haingana sy hiantohana ny fitohizan’ny tolotra ara-pahasalamana araka ny tokony ho […]

Fanarenana ny vokatry ny rivodoza : Hanao angaredona ny fianakaviambe iraisam-pirenena

Efa nanomboka omaly ny fanarenana ny takaitra navelan’ny rivodoza Gezani. Nisy ny fivoriana lehibe tao Toamasina,niarahan’ny fitondrana malagasy sy ny mpiara-miombon’antoka vahiny. Raikitra ny angaredona ! Nanao antso ho an’ny firaisankinam-pirenena, mitodika amin’ny Ma­lagasy rehetra monina eto an-toerana sy any ivelany, hitondra fanampiana ho an’ireo mpiray tanindrazana ny filohan’ny Fanavaozana ny […]