Nanao fanambarana ireo fiarahamonim-pirenena maherin’ny 100, omaly, manoloana ny raharam-pirenena. Notakian’izy ireo ny hanajana tanteraka ny zo fototra ataon’ny manampahefana sivily sy miaramila amin’ny fitantanana ny toe-draharaha manahirana ankehitriny eto amin’ny firenena. « Takianay ny hametrahana sehatra fifampiresahana, ahafahan’ireo mpisehatra rehetra, indrindra ny fikambanan’ny tanora, haneho amim-pilaminana ny heviny », hoy ireto […]
Mois : avril 2026
Fanovana andrasana
Hatramin’izao, misy hatrany ny manao ady sisika sitrany ahay hahazoana toerana amin’izao fitondrana Fanavaozana izao. Tetezamita, hono, ka hararaotina? Izay tsinona mba mety hahazoana seza; eny, na akalana ahay aza. Tsy inona fa tsy fahasahiana na tsy fahavononana hiatrika fifidianana. Nefa hoe antoko politika… Tsy mahalala sy tsy mahavita […]
Savorovoro eto amin’ny firenena ; Saika ho vonoina amin’ny “Drones” ny Kly Randrianirina Michaël
Nilaza ny Fiadidiana ny Repoblika fa nisy nitady hamono tamin’ny “Drones” ny Kly Randrianirina Michaël. Miantso fitoniana sy fifampiresahana ny mpitandro filaminana. ”Efa nalefa nody ny mpitarika Gen Z miisa roa”, hoy ny polisy. Araka ny fampitam-baovaon’ny talen’ny serasera eo anivon’ny fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblika, Rahajasona Harry Laurent, tamin’ny […]
Idées en goguette – 15 Avril 2026
« Hiaka-dapa » : Holalovan’i Samoëla ny rakikira 11
Lava raha hotantaraina… Kanefa dia mbola tsy afaka ambavan’ny mpankafy rehetra ireo hiran’i Samoela tao anatin’ny «Mampirevy», rakikira voalohany. Manomana fotoan-dehibe hitondrana an-tsehatra ireo hira rehetra nanamarika ny 30 taona i Samoëla, izay nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy, omaly. «Raha ny rakikira 11 no hakana hira 5 avy dia efa tsy […]




