Vary, menaka, voamaina, koba aina… Ireo ny tohana ara-tsakafo zaraina any atsimon’ny Nosy ao anatin’ilay hetsika « Vonje Longo ». Nisitraka izany ireo tokantrano 1859 tao Tsihombe tamin’ity herinandro ity. Anisan’ny faritra iharan’ny fiovaovan’ny toetry ny andro mivaivay ny any amin’ny tapany atsimon’ny Nosy. Hain-tany mandavan-taona ka tsy hahafahan’ny olona […]
Mois : avril 2026
Fifanarahana Samoa: Hametraka rafitra ara-toekarena maharitra
Hanamafy ny fiaraha-miasa ara-toekarena eo amin’ireo firenana mpikambana eo anivon’ny OEACP (firenena Afrikana, karaiba ary Pasifika). Eo koa ny fametrahana fampandrosoana maharitra sy iombonana. Ireo no tanjona ao anatin’ny fifanarahana Samoa. Natomboka omaly ny dinika fiaraha-miasa voalohany nataon’i Madagasikara sy ny Vondrona eoropeanina (UE) izay haharitra hatramin’ny taona 2044. Tanjona […]
Angovo azo havaozina: Manam-pahaizana ny tanora malagasy
Nampivondrona ireo mpisehatra momba ny angovo azo havaozina sy ny tanora ny « Forum des énergies solaires ». Hetsika natao tetsy amin’ny QG Tanora Ankorondrano, ny 10 sy 11 avrily, lasa teo. Avy amin’ny solika avokoa ny 60% ny famokarana angovo eto amintsika raha manomboka mivoatra tsikelikely kosa ny fampiasana ny angovo […]
Nosy Be: Efa miasa ny foibe herinaratra 3MW avy amin’ny masoandro
Toerana manan-danja ara-pizahantany i Nosy Be. Ilaina ny famatsiana angovo maharitra sy madio, toy ny ataon’ny Vondrona Filatex any an-toerana. Tafapetraka any Kalampo Nosy Be, ny foibe mamokatra herinaratra manana tanjaka 3MW. Fotodrafitrasa, dingana voalohany, naorin’ny Vondrona Filatex, hamatsy ny tanànan’i Nosy Be. Mifanandrify tsara amin’ny vanim-potoana mahamaro ny vahiny […]
FANTINA sy FINTINA
Mamerina ny zava-doza nataon-dRajoelina Andry sahady ny fitondrana, araka ny nambaran’ny mpitarika ny FMI, Ratsietison Jean Jacques. Nohitsiny fa mbola tsy maina akory ny ravina nihinanana. « Tsy mety izao ka mitodika amin’ny filoha izahay avy aminao ny baiko misambotra ireo ankizy ireo. Ankizy nitolona ireo. Avelao haneho hevitra », hoy izy. […]




