Mois : avril 2026

Rugby – Federal 2  : Resin’ny RCSA tamin’ny moka fohy ny 3FAI

Tontosa tetsy amin’ny kianja Makis Andohata­pe­na­ka, omaly alahady ny am­pahefa-dalana hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara Federal 2, taranja rugby. Tafita hiatrika izany ny Rosa Club de l’Imerina, ny FTAT sy ny RCSA Anosibe ary ny CRAI Am­balavao Isotry. Niady avokoa ny fihaonana. Anisan’ny tena nampitsanga mitoetra ny an’ny Stade sy […]

Kitra – Pureplay football league : Resin’ny Uscafoot ny Disciples FC

Tsy voahaja ny lojika teo amin’ny andro faha-12 hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra na ny Pureplay Football League (PFL). Resin’ny Uscafoot ny Disciples FC ho an’ny kaonferansy atsimo. Nitranga ny tsy nampoizina teo amin’ny vokatry ny andro faha-12 hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra Pureplay […]

INDRAY MIJERY

Ho fanamafisana ny fiatrehana ny ady amin’ny valanaretina Mpox eto amin’ny faritra Analamanga, nanolotra fitaovana ho an’ny sampandraharaham-paritry ny fahasalamam-bahoaka ny Croix-Rouge Mala­gasy. Natolotra tamin’izany ny fitaovana momba ny fahadiovana sy fidiovana hanohanana ny ezaka amin’ny fisorohana sy ny fitsaboana. Misy distrika hafa koa nahazo fanomezana mifanaraka amin’ny filany, ao […]