Hotanterahina any Manakara sy Vohipeno, ny 17 hatramin’ny 27 aogositra izao, ny fifaninanam-pirenena natokana ho an’ny mpiasam-panjakana eo anivon’ny Asief na Association sportive interministérielle pour l’entretien des fonctionnaires. Manodidina ny 15 000 eo ny mpandray anjara amin’izany. Tanjona ny hanetsehana ireo mpiasam-panjakana sy hananana fahasalamana ao anatin’ny fanatanterahana ny asa, […]
Mois : avril 2026
Rallye – Course de côte : Hatao eny Volomborona
Ny Course de côte no hanombohan’ny Federation sport-automobile malagasy (FSAM) ny taom-pilalaovana 2026. Hotanterahina ny sabotsy 11 sy ny alahady 12 avrily ho avy izao, eny amin’ny lalana Volomborona ny fifaninanana. Mpikarakara izany ny klioba Asacm. Sambany handray izany fifaninanana izany ity “circuit” ity izay efa nanaovana dingana manokana “ES”, […]
Pureplay Football League : Nisaraka ady sahala ny Disciples sy ny Elgeco Plus
Samy tsy nisy nivoaka ho mpandresy na ny Disciples FC na ny Elgeco Plus, omaly, teny By-pass. Mbola mijanona ho laharana amin’ity PFL ity ny Disciples FC ary faharoa kosa ny Elgeco Plus. Rava sahala! Niampy isa iray indray ny an’ny Disciples FC Vakinankaratra sy ny Elgeco Plus Analamanga, amin’ity […]
Fifamoivoizana: Taksiborosy 52 sy fiara hafa nosavaina
Hentitra ny fampiharana «tsy misy loza mihitsy na iray aza»! Nidina tany amin’ny lalam-pirenena RN43 (Analavory -Ampefy-Soavinandriana) sy ny RN1 (Analavory-Tsiroanomandidy) ny Fitantanam-paritry ny fitaterana sy ny famantarana ny toetr’andro (DRTM) Itasy, ny 1 avrily teo. Nanotrona azy ireo ny mpitandro filaminana, Zandarimariam-pirenena sy ny Polisim-pirenena. Antony, anisan’ny tena be […]
Fianarantsoa: Miisa 25 000 ny tantsaha tohanan’ny Folur
Hifantoka amin’ny fametrahana rafitra ara-tsakafo maharitra sy ny fanarenana ny endritany ary ny fanarenana ny rohivoahary ny tetikasa Folur Madagasikara. Any Fianarantsoa, ahitana an’ Amoron’i Mania, Vatovavy, Fitovinany ary Atsimo Atsinanana, ny faritra iasany. Mamatsy vola ny tetikasa ny Tahirim-bola ho an’ny tontolo iainana maneran-tany (Fem7), eo ambany fiahian’ny minisiteran’ny […]




