Mois : avril 2026

INDRAY MIJERY

Mivadika mangatsiaka amin’izay ny andro rehefa diva haraina sy ny hariva. Mila mitandrina, noho izany ireo olona marefo, toy ny ankizy sy ny zokiolona ary ireo reny bevohoka sy ireo manana aretina mitaiza. Tena sarotiny izy ireny, mora andairan’aretina rehefa miova toy izao ny toetry ny andro. Nandritra ny fandalovan’ny […]

Toeram-pandraisana razana : 700 000 Ar isan’andro ny sarany

Nisokatra tamin’ity volana ity ny trano vaovao fandraisana razana Home maison funéraire eny Tsimbazaza.” Na­tsan­­gana izany noho ny fahatsapana fa tolotra mano­m­boka ilain’ny mponina izy ity amin’izao fotoana”, hoy ny mpitantana, Ranaivoarisoa Niritiana, omaly. Mandray razana no tena antom-pisiany fa ireo tolotra rehetra manodidina an’izay ao anatin’ny fiatrehana fahoriana koa […]

GproDMM : Tokony hampitomboina ny fanafody azo varotana

Tanterahina omaly, mitohy anio, ny zaikabe fahefatry ny Vondron’ny mpivarotra fanafody ara-dalàna na Dépôt de médicament (GproDMM) izay tarihin’ny filohany, Razafi­manantsoa Nandrianina. Tsy azo ihodivirana amin’ny rafitra famatsiana fanafody ny Dépôt de médicament. Natao hamaha ny olana amin’ny tsy fisian’ny fanafody ilain’ny vahoaka andavanandro, indrindra any ambanivohitra ny fisiany. Any […]

Notsirihina ny fantsona 200 km : Very rano 4 000 m3, isan’andro, Antananarivo

Natolotra omaly, teny Ivandry, ny vokatry ny asa fanadihadiana notanterahin’ ny cabinet Ax’eau, momba ny fitsirihana ifotony ireo fahaverezan-drano misy amin’ny fotodrafitrasan’ny Jirama, indrindra ny fantsona. 200 km amin’ny fantsona eto Antananarivo no notsirihina ka nahitana fahaverezana rano mitentina 4 000 m3, isan’andro. Ampahany notanterahina no nanome io vokatra io, […]

TARATRY ny KANTO

Farakely, etsy amin’ny Piment Cafe Behoririka. Hotohizana ao amin’ity toerana ity ny fankalazana ny faha-15 taona an-tsehatra ho an’i Farakely, anio, manomboka amin’ny 8 ora alina. « zara mozi­ka tsy mety tapitra », hoy izy, satria toerana anisan’ny nahita ny niatombohany sy ny niakarany tamin’ny laza koa izany. Mifanakaiky kokoa ny mpankafy sy […]