Mbola ampahany ihany fa tsy Menabe manontolo. Hanao hetsika « Busness day » fampahafantarana ny tontolon’ny fizahantany amin’iny faritra iny ny eo anivon’ny Groupe Kimony amin’ny alalan’ireo « Centre ecoutouristique du Menabe ». Hanomboka anio, hatramin’ny rahampitso, etsy amin’ny zaridain’Antaninarenina izany. Ahitana ireo tranoheva momba ny hotely fandraisam-bahiny, ny tontolon’ny fizahantany, ny sakafo sy […]
Mois : avril 2026
Takaitran’i Gezani : Sahirana ny mponin’i Toamasina
Tsy mipaka eny anivon’ny tokantrano sahirana ny fanitso na sakafo, eny hatramin’ny lamba fitafy na fitaovam-pianarana ho an’ny ankizy, na eo aza ny ezaka ataon’ireo mpitsinjo ny vahoaka tra-doza noho ny rivodoza Gezani. Manao antso avo amin’ny solontenam-panjakana sy ny BNGRC ny mpanao gazety sy tambajotran-tserasera. Aiza avokoa ireo fanampiana […]
SOMBIM-BAOVAO
Nanatanteraka fivoriana mahakasika ny fandraisana ny « Can 2027 », atsy Kampala, ny 22 hatramin’ny 23 avrily teo, ny Caf sy ny filohan’ireo firenena telo mampiantrano izany, dia i Kenya, Tanzanie ary Ouganda. Raha tsy misy ny fiovana farany, hiakatra ho 28 ny isan’ireo firenena handray anjara amin’ity fiadiana ny amboaran’i Afrika […]
« PFL »- Tsaramandroso Boeny: Tsy manaiky hilalao etsy Iavoloha
Mandeha ny siosion-dresaka, afakomaly, fa tsy hanaiky ny handray ny lalaony amin’ny Ajesaia, etsy Iavoloha, ny talata ho avy izao, ny Tsaramandroso Formation FC (TFFC), avy atsy Boeny. Nambaran’ny loharanom-baovao iray eo anivon’ity klioba ity fa tokony ho izy ireo no hampiantrano ny fihaonana, izay tokony hatao any Mahajanga, ny […]
Lutte – Afrique 2026 : Atleta efatra hiaro ny voninahi-pirenena
Araka ny vaovao avy amin-dRaveloson Mamitiana, filohan’ny Federasionina malagasin’ny Tolona (FML), omaly, fantatra fa handray anjara amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika amin’ny «lutte olympique», sokajy zandriny, i Madagasikara. Fifaninanana hatao any Alexandrie, Egypte, ny 27 avrily ka hatramin’ny 5 mey ho avy izao. Manana solontena efatra mianadahy ny federasionina […]




