Notontosaina nanomboka ny sabotsy teo, teny amin’ny Kianjan’ny CFFA Iavoloha, ny fihodinana faharoa, fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, Yas Coupe. Samy nangoron-damba amin’ity fifanintsanana ity ny Disciples FC Espoir sy ny Cosfa II. Marihina fa lavon’ny Valahara tamin’ny isa 3 no ho 2, ny Disciples FC Espoir, raha toa ka resin’ny […]
Mois : mai 2026
Rugby – Amboaran’i Afrika : Andrasana ny lisitry ny Makis Ladies
Hotanterahina any Nairobi Kenya, ny 21 hatramin’ny 31 mey ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina lavalava, ho an’ny sokajy vehivavy, vondrona A. Araka ny fanadihadiana natao tamin’ny loharanom-baovao iray eo anivon’ny Federasionina malagasin’ny Rugby, mety hivoaka amin’ity herinandro ity ny lisitry ny mpilalao handrafitra ny […]
Taranja mekanika : Miisa dimy ny rallye hifaninanana amin’ny taona 2026
Feno ny fandaharam-potoanan’ny Federation sport automobile malagasy (FSAM) ho an’ny taom-pifaninanana 2026. Dimy ny isan’ny rallye hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, raha miisa 7 ny eo amin’ny Karting. Ankoatra izay, eo koa ny “course de côte” sy ny Slalom. Nivoaka ny fandaharam-potoana ho an’ny Federation sport automobile malagasy (FSAM), ho […]
Vovonana RALI : « Mila lamina vaovao ny fambolena sy fiompiana »
Tafiditra ao anatin’ny politikam-pampandrosoana entin’ny Vovonana « Rassemblement des agriculteurs libres et indépendants » na Rali, ny fanomezan-danja ny mpiantsehatra rehetra anatin’ ny tontolon’ny fambolena sy fiompiana. Tanjona ny hisian’ny fifandanjan’ny tombontsoa azon’ny tsirairay. Manomboka amin’ny fanovana ny toe-tsaina izany. Andaniny, ny tantsaha tsy iankindoha amin’ireo voalaza ho mpiara-miasa aminy. Ankilany, tsy […]
INDRAY MIJERY
Fandalovana rindrin-drahona ao atsimon’ny Nosy no handrafitra ny toetry ny andro amin’ny ankapobeny, mandritra ny herinandro. Hahazo vahana hatrany anefa ny tsioka avy atsinanana na ho an’ny tapany avaratra atsinanana. Tombanana hisy alondrano avy atsimo andrefana handalo ny morontsiraka Atsimo Andrefana sy Anosy amin’ny faran’ny herinandro. Hanorana malefaka miatoato, amin’ny […]




