Manao antso ny dokotera tonga saina ho amin’ny fanavaozana (MCR) fa tokony hiray feo sy hiray hina izy ireo amin’ny fanarenana ny tontolon’ny asa fitsaboana sy ny maha dokotera mpitsabo. Mitaky “statut particulier” na sata manokana izy ireo fa sady fianarana mafy no asa mafy iankinan’ny aina no asan’izy ireo. […]
Mois : mai 2026
CHU Anosiala : Maimaimpoana ny fandidiana sima
Iankinan’ny endriky ny tarehy ny fahavitan’ny fandidiana ny molotra sima. Efa azo atao tsara eto amintsika ny fandidiana izany ary efa maro ireo nisitraka. Tsy misy atahorana ny fandidiana satria efa za-draharaha ireo mpitsabo no nianatra manokana mahakasika izany koa. Tena fanarenana ny endrik’ilay olona ny fanadidiana ary misongadina ny […]
Mpiadina BEPC 2026: 9 939 ho an’ny Cisco Avaradrano, 13 600 ho an’Atsimondrano
Miatrika fanadinana ny ankamaroan’ny sekoly eto an-dRenivohitra amin’ity herinandro ity. Ao anatin’ny fanatanterahana ny adina ara-panatanjahantena kosa ireo mpiadina BEPC. Efa mizotra ny adina ara-panatanjahantena ho an’ny fanadinana BEPC 2026. Ho an’ny Cisco Avaradrano, nifarana omaly izany, teny amin’ny Kianja Ankadinandriana. Nanana foibem-panadinana telo ny Cisco dia Ankadinandriana, Isahafa ary […]
TARATRY ny KANTO
“Slam-Poésie”, eny amin’ny Craam Ankatso. Rahampitso manomboka amin’ny 3 ora izy ity, hanasana ireo manan-talenta amin’ny filalaovan-teny rehetra. Malalaka ny sehatra hizarana ny talenta amin’ny slam sy ny poezia. Tsy mifidy taona, tsy manavaka fiteny fa mety avokoa izay havoakan’ny aingam-panahin’ny mpandray anjara. Nandray ny asany omaly, ny tale jeneralin’ny […]
Nanjary sadasada ny Malagasy : Misy lesoka lehibe ny fanabeazana
Ny ray aman-dreny, mpitaiza sy mpanabe. Fahiny, mitombina sy tsara fototra io. Ankehitriny, mitsingilaila tanteraka izany. Misy lesoka lehibe ny fanabeazana. Ny ray aman-dreny mihitsy no mampirisika ny zanany hanaotao foana. Mety tsy mivantana fa an-kolaka ny fisehon’io tranga io. Avy amin’ny tsy fandraisana andraikitra, ohatra. Tany ambadik’Imanareza, ny zanaka […]




