Mois : mai 2026

Nokapaina zava-maranitra : Nentin’ny olon-dratsy ny lohan’ilay ramatoa

Hifampitadiavana ny lohan’ilay renim-pianakaviana nisy namono, omaly. Tompon’ny trano fivahiniana Jardin de la Mer ao Mananjary ity lasibatra. Notombohana zava-maranitra ny tendany. Maty nisy namono ny renim-pianakaviana iray, tao ambonagny, kaominina Manajary. Hita tao an-tranony, omaly maraina, ny razana, izay efa tsy nisy loha. Tompon’ny hotely Jardin de la mer […]

UKCM-“Critérium Enfants” : Nitombo 250 ny mpandray anjara

Niavaka ny fifaninanana “Critérium Enfants”, nokararain’ny UKCM (Union des karatekas ceinture noire de Mada­gascar) ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano. Ankoa­tra ny fitomboan’ny mpandray anjara, izay tafakatra hatramin’ny 250, nisy ihany koa ny fanomezana mariboninahi-pirenena ho an’ireo mpikambana eo anivon’ny UKCM. Mpikambana 20 mianadahy no nahazo izany ary […]

SOMBIM-BAOVAO

Nandrombaka ny amboaran’ny ligy Boeny, nandritra ny famaranana ny fifaninanana nasionaly, dingana voalohany, vondrona B, ny GNBC Analamanga sy ny COSPN Analamanga. Teo amin’ny vehivavy, resin’ny GNBC tamin’ny isa 73 no ho 62 ny BC Somava Sava. Nolavoin’ny COSPN tamin’ny isa 92 no ho 55 kosa ny Ascum Boeny, teo […]

« LDC 2026 » – Bayern vs PSG : Tsy afaka hilalao i Hakimi

Hotanterahina, anio, ao amin’ny Allianz Arena Munich, ny lalao miverina hifanandrinan’ny Bayern Munich, ekipa alemà sy ny Paris Saint Germain (PSG), frantsay. Fihaonana izay tafiditra amin’ny manasa-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, “Ligue des Champions 2026”. Mbola manala vela amin’io fihaonana io ny Bayern, satria efa resin’ny PSG, tamin’ny isa […]