Nahafapo ny vokatra ho an’ny taranja tsipy kanetibe, ny faran’ny herinandro lasa teo, tany Maurice. Noporofoin’ny Malagasy hatrany fa tsy sahaza ny fahaiza-manaony intsony ny aty Afrika sy ny ranomasimbe Indianina. Tafaverina an-tanindrazana, afakomaly, ny ekipam-pirenena malagasy, tsipy kanetibe. Avy niatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, faritra fahefatra izy […]
Mois : mai 2026
Seranan-tsambon’i Toamasina : Tontosa ny fanaovan-tsonia fiaraha-miasa
Tontosa ny 29 avrily teo, tao amin’ny efitrano malalaky ny seranan-tsambon’i Toamasina, ny fifanaovan-tsonia tamin’ireo orinasa vaovao ho mpiara-miombon’antoka indray amin’ny Spat (Societé du port à gestion autonome de Toamasina). Eo amin’ny sehatry ny fiambenana sy ny filaminana ary ny fanadiovana sy fidiovana izany. Nambaran’ny tale jeneraly fa hisokatra ho […]
Barikadimy : Vita ny kianja fanaovana basikety
Fotodrafitrasa maro ao amin’ny Oniversiten’i Barikadimy no nasiana fanamboarana, araka ny fampanantenan’ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, ny kolonely Randrianirina Michaël, nandritra ny fandalovany tany an-toerana, taorian’ireny rivodoza ireny. Vokany, nandray an-tanana ireo fotodrafitrasa maro ny seranan-tsambon’i Toamasina Spat (Societé du port à gestion autonome de Toamasina). Ny sabotsy 2 […]
INDRAY MIJERY
Nomarihina omaly ny Andro maneran-tany ho an’ny mpampivelona. Ny asan’izy ireo izay fototra iorenan’ny fiarovana ny ain’ny reny sy ny zaza ary anisan’ ny singa lehibe amin’ny fanatsarana ny fahasalaman’ny vahoaka malagasy. Tanterahina any amin’ny faritra Anosy ny ivon’ny fankalazana. Manentana ny ray aman-dreny ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena hanatitra ny kopia […]
Fikambanan’Imady Miray : Hatao eny amin’ny Coliseum ny savika
Hiakatra sehatra ambonimbony kokoa ny kolontsaina savika, karakarain’ny fikambanan’ny terak’Imady Miray eto Antananarivo. Amin’ny 31 mey izao, hisy ny hetsika ao amin’ny Coliseum Antsonjombe, miaraka amin’ny kolosavika, araka ny fanazavana nentin’ny filohan’ny fikambanana Imady Miray na Imianta, i Tahianjanahary Davida. Hanao adisisika amin’ny fampidirana ity kolontsaina ity ao anatin’ny vakoka […]




