“Ny mpanakanto ve… Sa mpaminany sandoka?” Io no lohahevitry ny takalo am-pamoloana, izay hotontosaina rahampitso, manomboka amin’ny 2 ora, etsy amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy. Hitarika izany i Lanto Ratsida, sosiology, ka hiainga avy amin’ireo tononkiran’i Dedesse sy ny Lôlô sy ny tariny izy amin’ny famakafakana. Eo koa i Pov, mpanao sariitatra […]
Mois : mai 2026
Capitaine Makassa: Navoaka amin’ny fitenim-pirenena fito ny hira “Voleuse”
Namoaka hira vaovao nampitondrainy ny lohateny “Voleuse” i Capitaine Makassa. Narafiny ao anatin’ny gadona “afro nation”. Maharitra 3minitra sy 55 segaondra eo ho eo izy ity. Navoaka amin’ny fitenim-pirenena miisa 7, toy ny teny lingala, espaniola, malagasy, frantsay, anglisy, swahili, amerikanina … Hira mitantara vehivavy iray nahababo ny fony na […]
35 taona an-tsehatra : Mbola am-pon’ny mpankafy rap ry Da Hopp
Zokiny indrindra, fa mbola anatin’ny lalao. Noporofoin’ny Da Hopp fa efa mitoetra ny sanganasany, ary manjohy ireo mpankafy. Tsapa eny foana kosa ny traikefan’ny taona maro tanaty mozika. “Tohiny, fa tsy mbola farany…”, hoy ny nambaran-dry zalahy Da Hopp, taorian’ny seho voalohany nanokafana ny fankalazana ny faha-35 taona an-tsehatra, ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Nogiazana ireo dipoavatra mena milanja 5 kilao tratra tamin’ilay tovolahy nividy izany mialoha ny fisokafan’ny fotoam-pamarotana. Tsy nanana taratasy ahafahany manao izany izy ka nandraisana fepetra. Sarotiny amin’ny fanajana ny fitsipika mifehy ny varotra dipoavatra mena ireo mpisehatra sy tomponandraikitra rehetra voakasika. Niaiky ny hadisoany ny tovolahy rehefa nohazavaina taminy […]
Zava-pisotro mampatanjaka: Vita malagasy tanteraka ny vokatra vaovao Fosa
Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy ny sabotsy 2 mey teo, ny zava-pisotro mampatanjaka vaovao, Fosa, vokarin’ny orinasa Star. Vita malagasy 100% tanteraka izy ity. Nahatonga azy nomena io anarana io. Satria bibidia matanjaka, miavaka sady manana ny maha izy azy ny fosa, tsy hita raha tsy eto Madagasikara, indrindra any amin’ny […]




