Mois : juin 2026

Teny anglisy : Hirosoana ny fanavaozana ny fandaharam-pianarana

Taranja tian’ny ankizy ny teny anglisy. Maro ireo misafidy izany taranja izany eny amin’ny Lycée. Hirosoana ny fanavaozana ny fandaharam-pianarana teny anglisy iarahana amin’ny amerikanina. Niresaka momba ny fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ny fampianarana teny anglisy, omaly, ny minisitry ny Fana­bea­zam-pirenena, Rajao­na­rison Sendra Nirina sy ny mpanolotsaina momba ny serasera […]

SOMBIM-BAOVAO

Tafita hiatrika ny lalao manasa-dalan’ny Pureplay Football League (PFL), ny ekipan’ny CFFA Andoharanofotsy sy ny Ajesaia. Raha tsy misy ny fiovana farany, ny ekipan’ny Elgeco Plus, tompondaka farany teo, no hihaona amin’ny CFFA ary ny Ajesaia hifanandrina amin’ny Disciples FC Vakinankaratra. Hotanterahina manomboka anio, etsy amin’ ny « Boulodrome Ankatso », ny […]

Basikety-“World Cup 3×3” : Hidona amin’i Frantsa ny Ankoay, lehilahy

Mitohy ny lalan’ny Ankoay, sokajy lehilahy, ao anatin’ny fiadiana ny amboara maneran-tany,  taranja basikety 3×3,  tanterahina any Polo­gne,  raha toa ka nifarana tamin’ny andro fahatelo kosa ny lalan’ny sokajy vehivavy. Taorian’ny fandresena indroa nisesy azon’ny sokajy lehilahy, hiatrika ny “Play in” izy ireo,  rahampitso zoma 5  jo­na,  ka ny laharana […]

Faharesen’ny Barea nanoloana an’i Maroc : “Tsy nitovy ny fanomanana…”, hoy i Corentin Martins

Manoloana ireny faharesena tany Maroc ireny, nivoaka amin’ny fahanginany ny mpanazatra Barea, Corentin Martins, omaly, tao amin’ny pejin’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF). “Fialana bala ve ”? Tao­rian’iny faharesena, 4 no ho 0, azon’ ny Barea teo anatrehan’i Maroc, nilaza ny mpanazatra ny ekipa nasionaly Barea, i Corentin Martins, omaly, […]

Fiaraha-miombon’antoka : Ambasadaoron’ny Airtel i LJo sy Valisoa

Nohavaozina ny fifanarahana fiaraha-miasa eo amin’ny Airtel sy Airtel Money amin’i LJo sy Valisoa Rama­nan­janahary, fantatra hoe Valisoa Regarde le monde, anaty tambajotra sosialy. Notendrena ho ambasadaoron’ny Airtel sy Airtel Money izy mianadahy ireo, hitondra ny mari-pamantarana manerana ny dia halehan’izy ireo. Izany hoe, hisolo tena ny Airtel sy ny […]