Nifarana ny sabotsy lasa teo, tetsy amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano, ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja volley-ball, sokajy diviziona faharoa (D2). Ho an’ny vehivavy, lasan’ny VBCD ny amboara nasionaly, rehefa nandavo ny Squad X tamin’ny seta 3 no ho 0, (25,21/25,15/25,21) izy ireo. Marihina fa ny seta voalohany sy ny fahatelo […]
Auteur/autrice : Adnews
“Fiba 3X3 U23 World Cup”: hidona voalohany amin’ny Ankoay i Lettonie
Hanomboka anio, ao amin’ny Kianja mitafon’i Wuhan-Chine, ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja basikety lalaovin’olona telo, sokajy U23, lahy sy vavy na “Fiba 3X3 U23 World Cup”. Anisan’ireo handray anjara amin’izany ny Ankoay Madagasikara, izay ao amin’ny vondrona “C”, miaraka amin’i Lettonie, Ouganda, Tonga ary i Espagne. Raha ny […]
“Can 2027”: efa fantatra ny ankamaroan’ireo voaantso ho Barea
Na mbola amin’ny alakamisy ho avy izao aza vao hivoaka ny anaran’ireo mpilalao voaantso handrafitra ny Barea, efa namoaka ireo mpilalao nantsoin’i Corentin Martins, mpanazatra, ny ankamaroan’ireo klioba any ivelany, ny herinandro lasa teo. «Afaka andro vitsy !». Ny alakamisy ho avy izao no hivoaka ao amin’ny pejin’ny Federasionina malagasin’ny […]
Fampandrosoana eny ifotony: tsy mitantana ny volan’ny Ciad ireo depiote
Nitondra fanazavana momba ny fitantanana sy ny fampiasana ny vola avy amin’ny “Crédit d’investissement destiné à l’appui au développement” (Ciad) ny eo anivon’ny birao maharitra, ny depiote Bruno Assimo, solombavambahoaka voafidy tao Ambilobe. « Tsy mitantana ny vola 250 000 000 Ar isan-taona izahay depiote », hoy izy. Nambarany fa […]
Nivoitra nandritra ny hetsika “Foire pédagogique”, andiany voalohany, tany Toliara, ny maha zava-dehibe ny fanomezan-danja ny famoronana sy ny fahaiza-mamorona ananan’ny mpampianatra hoenti-manavao sy manatsara ny fomba fampianarana. Hampifanaraka amin’ny zava-misy ankehitriny izany. Nisy koa ny fifanakalozan-kevitra mahakasika ny zava-misy iainan’ny sehatry ny fanabeazana, namantarana ireo olana sedraina sy nandrosoana […]





