Notanterahina teny Ankatso, ny asabotsy teo, ny fikaonandoha ho an’ny tanora sy ny tontolon’ny asa. Nikarakara izany ny eo anivon’ny minisiteran’ny Asa sy ny asam-panjakana miaraka amin’ ny Oniversiten’Antananarivo. Nambaran’ny minisitra, Soatiana Florent Bety Leonne, fa maro ireo tanora tsy afaka miditra amin’ny sehatry ny asa, na hisehatra ho amin’ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Fakan-kevitra : Avela hiteny ny ankizy
« Ho an’ny ankizy tsirairay ny zony rehetra”. Io ny lohahevitra novoizina nandritra ny fanamarihana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny zon’ny ankizy, ny alakamisy teo. Nambaran’ny minisitry ny Mponina sy ny firaisankina, Raharinirina Sidonie, fa: “eo am-pamaranana ny fandrafetana ny politika nasionalin’ny fiarovana ny ankizy isika amin’izao fotoana. Dingana fiaingana hihainoana […]
Herisetra mpahazo ny ankizy: Miantso ny fiaraha-mientan’ ny rehetra ny Asmae
Mijanona ho lohalaharana amin’ny herisetra mpahazo ny ankizy ny tsy fisiana ara-bola eo anivon’ny tokantrano. Ahitana izany avokoa na ny any ambanivohitra na ny an-tanàn-dehibe, saingy mahery kokoa izany aty an-drenivohitra. Antony nanaovana ny atrikasa hiadina amin’ny herisetra mpahazo ny ankizy, hiantohana ny fiarovana azy ireo, no natao teny amin’ny […]
FANTINA sy FINTINA
Nampiakarin’ireo depiote ny tetibolan’ireo minisitera sasany, araka ny fanitsiana nataon’ny eo anivon’ny asam-baomiera eny Tsimbazaza. Anisan’izany ny namindrana ny tetibolan’ny fiadidiana ny Repoblika ho an’ny minisitera vitsivitsy. Nampiana koa ny tetibola ho an’ny fahasalamana sy ny ao amin’ny rano. Tsy miova kosa ny fampiakarana karama. Tafaverina eo anivon’ny Ceni Rakotonarivo Thierry. […]
Mpiasam-panjakana ambony : “Tsy misy idiran’ny politika ny fanendrena”
“Manao karazana fanadihadiana kely aho momba azy io.” Izay ny nambaran’ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, kolonely Randrianirina Michaël, tamin’ny mpanao gazety teny Ankatso, ny faran’ny herinandro teo, momba ny fandraisana mpiasam-panjakana ambony. Taorian’ny famoahana ireo mpianatra nahavita fianarana, andiany Soatilo nahazo “licence” sy ny andiany Fanilo mamiratra nahazo “master”, […]




