Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy tao Vohipeno, afakomaly, ny fanombohana ny asa sosialy ataon’ny fikambanana Fanjiry. Tao amin’ny Kianjan’i Tsiafaranolo, kaominina ambanivohitr’Andemaka, 25 km miala ny tanànan’i Vohipeno, no nosafidin’ity fikambanana tarihin’ny filoha mpanorina, Randrianirina Elisa, ity hanaovana ny hetsika fanokafana ny asa ho an’ireo vahoaka sahirana. Hita ao anatin’io fikambanana […]
Auteur/autrice : Adnews
Fiahiana ara-tsakafo: hanome vary 7,9 miliara Ar i Japon
Mifanohana ny firenena japoney sy i Madagasikara ho tombontsoan’ny vahoaka malagasy amin’ny fiahiana ara-tsakafo. Nanao sonia fifanarahana mifandraika amin’ny Fandaharanasa tohana ara-tsakafo ho an’ny taona 2026 ny masoivohon’i Japon eto amintsika, Tojima, sy ny minisitry ny Raharaham-bahiny, Alice N’diaye, ary ny minisitry ny Fambolena sy ny fahavitantena ara-tsakafo, Gaëtan Ramindo, […]
Vaovao tambatra
Vonona hanohy sy hanatanteraka ny fanamboarana ny arabe migodana (voie rapide) ny Samcrete. Voakasik’izany ny ampahany faharoa, miainga eo Anjozorobe hatrany Toamasina. Tsiahivina fa madiva ho vita ny ampahany voalohany, Ambodifasina-Anjozorobe, mirefy 80 km. Efa voaravona ny tany amin’ny 85 km, vita godirao ny 65 km. Maherin’ny 1 000 ny Malagasy […]
Fiarovana ny ranomasina: mifanome tanana ny FAO sy ny MPEB
Hampihena ny fandotoana an-dranomasina sy ady amin’ ny “pêche fantôme”. Ireo no votoatin’ny tetikasa tohanan’ny FAO, iarahany amin’ny minisiteran’ny Jono sy ny toekarena manga (MPEB). Kendrena ny hampiroborobo ny fitantanana maharitra ny harena an-dranomasina sy ny toekarena manga. Nikaondoha sy nampahafantatra ny fivoaran’ny tetikasa fanamafisana ny fitantanana ireo fitaovam-panjonoana nilaozana, […]
Akora fototra: antoky ny fanodinana ny indostria
Hampitombo ny vokatra anatiny sy ny fanodinana eto an-toerana. Ireo no vina apetraky ny fanjakana amin’ny fampifandraisana ny sehatry ny fambolena sy ny fiompiana amin’ny indostria. Nisongadina izany nandritra ny “Atsimo Andrefana Business week” izay natao tao amin’ny Jardin de la mer, Toliara, ny alakamisy teo. “Tokony hifamatotra bebe kokoa […]





