Misandratra hatrany ny Malagasy mpilalao. Araka ny fikarohana natao omaly, fantatra izao fa hanao fitsapana ao amin’ ny klioban’ny Fc Nantes diviziona voalohany ao France, i Bono, mpilalaon’ny Disciples FC Vakinankaratra. Raha ny vaovao navoakan’ny Disciples Fc tao amin’ny pejiny, efa tonga ao amin’ny ivotoeram-piofanan’ny FC Nantes i Bono. Hanao […]
Auteur/autrice : Adnews
“Trophée Magnitry Danse 5”: Norombahin’i Nahary sy i Ezra ny fandresena
Notontosaina ny 8 hatramin’ny 16 novambra lasa teo ny fifaninanana niadiana ny “Trophée Magnitry Danse 5”, taranja dihy ara-panatanjahantena, natao tany Diego. Norombahin’i Nahary sy i Ezra ny fandresena. Ny mpandray anjara avy any Antsirabe, nahitana an’i Nahary sy i Ezra, no nandrombaka ny fandresena tamin’ity indray mitoraka ity. Laharana […]
Boky: Hivoaka eto an-toerana ny «Valihan’Ikaky»
Ny fangatahan’ireo Malagasy monina any ivelany te hahay ny kolontsainy no anisan’ny nahatonga ny famoahana ny boky « Valihan’Ikaky » voalohany tany ampitan-dranomasina. Ny hetahetan-dry zareo no novaliana mialoha noho ny tsy fisiana na tsy fahampian’ny mpampianatra zavakanto sy kolontsaina any ivelany, raha ny fanazavan’ny mpanoratra. Fantatra, omaly, fa hivoaka eto an-toerana […]
Antso farany ho an’izao tontolo izao : Boky manasongadina ny zava-misy ankehitriny
Antomotra tokoa ve ny fara andro araka ny ambaran’ny sasany? Hanao ahoana tokoa ny hoavy? Fanontaniana maro mpametraka mahakasika indrindra ny zava-misy iainana ankehitriny. Tsy eto Madagasikara ihany fa maneran-tany ireo. Niezaka nitondra valiny narahina fanohanan-kevitra manodidina izany ny mpanoratra Rabemanantsoa Rintsamahefa, anatin’ilay boky nosoratany, Antso farany ho an’izao tontolo […]
INDRAY MIJERY
Mitohy ny fanamafisana ny kalitaon’ny fampianarana ambaratonga ambony, amin’ny alalan’ny fanomezana fahazoan-dalana ireo lalam-piofanana manaja ny fepetra takina. Lalam-piofanana miisa 166 tamin’ireo antontan-taratasy 523 nodinihina nandritra ny CNH no nahazo fankatoavana avy amin’ny Mesupres, araka ny tatitra tamin’ny tombana natao ny 17 novambra 2025. Natao ny tombana mialoha ho an’ny […]




