Auteur/autrice : Adnews

Tetikasa Volobe: Laharam-pahamehana ny fifana­kalozana amin’ny fiarahamonina

Naharitra telo andro ny dinika voalohany nataon’ny “Compagnie générale d’hydroélectricité de Volobe”(CGGV) tamin’ireo vondrom-piarahamonina ao Fanandrana, Ambodilazana ary Toamasina. Fifanakalozan-kevitra natao ny 15 ka hatramin’ ny 18 septambra, tafiditra ao anatin’ny fanatanterahana ny Drafi-pitantanana ny tontolo iainana sy ny lafiny sosialy (PGES) sy ny Drafi­trasa momba ny Famindran-toerana (Par) ho […]

FANTINA sy FINTINA

Anisan’ireo voarohirohy amin’ny « Raharaha Boeing 777 » ny mpandraharaha, Ravatomanga Ma­my sy ny filohan’ny Antenimierandoholona teo aloha, ny Jly Ravalomanana Richard ary koa ny minisitry ny Fitaterana teo aloha, Ramonjavelo Valery. Miisa 33 izy ireo, miampy orinasa dimy. Samy voasaringotra amin’izany avokoa. Efa tamin’ny Repoblika I ny tolona fa mafy kokoa […]

Mpandrindra ny FFM Androy : « Ho arofanin’ny fanavaozana izahay »

Nitondra fanazavana mom­ba ny Fanilon’ny Fa­navaozana (FFM) ny mpandrindram-paritra, Managneto Oliver, avy any Androy. Nambarany fa tsy manavaka izy ireo, tahaka ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika ihany. « Noraisiny sy nohenoiny na ny mpanohitra aza. Tsy mivaona amin’izany izahay. Ho arofanina kosa anefa », hoy izy, tetsy Anosy, omaly. Notsiahiviny fa nijoro taorian’ny […]

Tsy mandry am-piadanana

  Mitohy, saingy tsy mahoraka intsony ny fisian’ny olona very sy matimaty. Saika isan’andro tsy mifidy ora, fa misy ny ranty sy filazana fa tsy hita, hono, Ranona na hoe hita faty, hono, Ranona. Samy mikombom-bava avokoa ny olom-pirenena. Ny ray aman-dreny lasibatra efa tsy handrenesam-peo. Aleony mangina tsy hanaovana […]

Fivoriamben’ny ONU : Fanamafisana fiaraha-miasa ny fandraisana anjara

Hitondra anjara biriky amin’ny fisarihana fiaraha-miasa sy fampiasam-bola bebe kokoa amin’ireo sehatra laharam-pahamehana eto Madagasikara ireo fifanakalozan-kevitra sy fiaraha-miombon’antoka hotanterahina. Antenaina hitondra tombontsoa ho an’ny vahoaka izany. Hanamafisana ny fiaraha-miasa amin’ireo firenena mpikambana ny fandraisana anjaran’i Mada­gasikara. Tarihin’ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika, ny kolonely Randrianirina Mi­chaël, ny delegasiona amin’ny Fihaonambe […]