Auteur/autrice : Adnews

Fiainam-piarahamonina: mahazo tsiny ny fanabeazana sy ny kolo saina

Vono olona atsy, fakana an-keriny aroa. Sorona? Fa misy inona?… Mikorontana ny fiainam-piarahamonin’ny Mala­gasy. Firenena voaozona? Misy mamboly horohoro? Voakitika ny tontolon’ny fanabeazana sy ny kolontsaina. Tsy voahaja intsony ny soatoavina. Nanjary mora sy tsotra amin’ny Mala­gasy ny mandatsaka aina, sns. Mikorontana ny fiainam-piarahamonina malagasy. Mahazo tsiny ny fanabeazana. Tsy […]

Indray mijery

 Manatanteraka asa fanadiovana amin’ny lakandrano « Vallée de l’Est » ao Marais Masay ny ekipan’ny Apipa amin’izao fotoana. « Pelle mécanique » no ampiasaina hanalana ireo fotaka, fako ary tany miangona ao anaty lakandrano mba hanafainganana ny asa. Fiomanana sahady amin’ny fiatrehana ny fahavaratra izao. Razakamihaja Clarence Lalatiana no voafantina […]

Haintrano tany Farafangana sy Mahanoro: nitondra fanampiana ho an’ny traboina ny fanjakana

Samy nisehoana haintrano tao amin’ny distrikan’i Mahanoro sy Farafangana. Fianakaviana maro no rava trano fonenana iray manontolo sy ny kojakoja an-tokantrano rehetra. Nitondra fanampiana ho amin’ny fiarenana ny BNGRC . Trano 309 tafo may kilan’ny afo ny alin’ny 23 ao­gositra lasa teo, tokony ho tamin’ny 11 ora alina, tao amin’ny […]

Sobim-baovao

Hotanterahina eny amin’ny Kianja Andoha­tapenaka ny fiofanana ho an’ireo mpamonjy voina, eo amin’ny taranja rugby, ny tontolo andron’ny alakamisy 3 septambra ho avy izao. Hitarika izany ireo dokotera manampahaizana eo anivon’ny Malagasy Rugby. Lasan’i Balôty sy i Lova ary i Bondy ny amboara teo amin’ny fiadiana ny Mondial de la […]

Handball – seniors 7 ny ekipa vehivavy ary 10 ny lehilahy

Tontosaina nanomboka omaly, tao amin’ny Kianja mita­fon’i Mahamasina, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Mada­gasikara, taranja handball, sokajy seniors, lahy sy vavy. Raha ny fanadihadiana natao, omaly, teny an-toerana, miisa fito ireo ekipa vehivavy mifaninana. Toa an’ny My-Sah avy any Itasy, ny THBC Analamanga, ny Sofia Misoma, ny SRB Boeny, TMI […]