Noho ny toe-draharaham-pirenena tsy mbola milamina amin’izao fotoana izao, ahemotra amin’ny fotoana tsy mbola voafaritra ny famaranana lehibe amin’ny tsipy kanetibe. Fihaonana, tafiditra amin’ny fankalazana ny faha-50 taon’ny tranom-piantohana Aro ary hiarahany amin’ny Fédération sport-boule malagasy (FSBM). . Raha tsiahivina, tokony ho natao ny sabotsy 27 sy ny alahady 28 […]
Auteur/autrice : Adnews
Volley-Mada 1D : Nanao pao-droa ny GNVB
Nanao pao-droa indray ny ekipan’ny Zandarimariam-pirenena, taranja volley-ball, ny faran’ny herinandro teo, nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, sokajy “1ère division”, natao teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Norombahin’ny GNVB avokoa ny fandresena teo amin’ny sokajy lehilahy sy vehivavy, tamin’ity fifaninanana ho an’ny taom-pikatrohana 2025 ity. Manaporofo ny maha kalaza sy […]
Fifanintsanana Mondial 2026 : Hivoaka rahampitso ny lisitry ny Barea
Eo am-piandrasana fatratra ny anaran’ireo mpilalao handrafitra ny Barean’i Madagasikara ny rehetra amin’izao fotoana izao. Fihaonana hiadian-toerana ho an’ny “Mondial 2026”. Raha tsy misy ny fiovana farany, hivoaka rahampitso izany, araka ny fanambaran’ny mpanazatra, i Corentin Martins. Nivoaka tao amin’ny tambajotran-tseraseran’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF), omaly, fa hivoaka amin’ny […]
INDRAY MIJERY
Tsy ho marin-toerana ny habaka, amin’ny ankapobeny. Ambony ny herijika hisiana orana tandrifindrahona mety arahin-kotroka amin’ny faritra maro manerana ny Nosy. Manan-kery hatramin’ny anio ny fampitandremana noho ny haavon’ny alondrano any amin’ny morontsiraka atsimo andrefana, atsimo ary atsimo atsinanan’ny Nosy. Hanorana tandrifindrahona vitsy mety arahin-kotroka ny afovoantany sy ny ilany […]
« Référentiel de formation » ho an’ny COSP : Nankatoavin’ny minisitera sy ny IECD
Natao sonia omaly, teny amin’ny foiben-toeran’ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa Ampefiloha, ny fankatoavina ofisialy ny « Référentiel de formation pour le métier de conseiller en orientation scolaire et professionnelle ». Niarahan’ity minisitera ity sy ny Institut européen de coopération et de développement (IECD) amin’ny tetikasa Sesame ny famolavolana azy. […]




