Lasibatra ny fampianarana tamin’ny ankamaroan’ny renivohi-paritany manerana ny Nosy, omaly. Ho an’ny teto Antananarivo, efa nanao fanambarana ny OMC fa mikatona avokoa ny sekoly ho fiarovana ny ain’ny mpianatra. ny Cisco Antananarivo Renivohitra, Avaradrano, Atsimondrano, Ambohidratrimo ary Antsirabe. Nisy ihany anefa ireo ray aman-dreny tsy nahafantatra izany ka nandefa […]
Auteur/autrice : Adnews
Savorovoro niseho teto an-dRenivohitra : Nitsahatra ny ankamaroan’ny asa, nikatona ny toeram-pivarotana
Hisy fiantraikany goavana amin’ny andavanandron’ny isan-tokantrano ny savorovoro niseho ny tontolo andron’ny alakamisy izay nitohy hatramin’ny alina iray manontolo. Nitsahatra ny ankamaroan’ny asa, omaly, ho fiarovana ny ain’ny mpiasa sy fiarovana ny fananan’ny orinasa. Nangingina tsy toy ny mahazatra ny tanàna, omaly vao maraina, teto an-dRenivohitra. Vitsy ny mpandeha an-tongotra […]
Hatsikana: Hahemotra koa ny « Festival Jôkôsô »
Tsy mampiomehy ity indray mitoraka ity… « Namolavola ity tetikasa ity nandritra ny herintaona ngarangidiny aho. Efa nandefa izay rehetra teo am-pelatanako tamin’ny fikarakarana. Izao izy hahemotra na mety ho foana mihitsy aza… », hoy i Raytra Belaw’yck, tamin’ny rantiny, omaly. Izy no niketrika sy tompon’andraikitra voalohany amin’ny « Festival Jôkôsô », hetsika ho […]
TARATRY ny KANTO
Rava ny Cinépax. Efitrano fijerena sarimihetsika ao amin’ny Tana Water Front, izay niharan’ny fandravana sy fandrobana ny alin’ny alakamisy teo. « Tsy maintsy mikatona aloha izahay, sady handinika ny fahavoazana. Toerana nifampizarana fihetseham-po, tsiky, sns, nisian’ny fihaonana nahafinaritra foana tato aminay hatrizay. Mampalahelo anay ny mijery ny toeranao izao, fa mino […]
Teny malagasy : Mila idirana ny kolom-bolana aman-tsoratra
Mivoatra ny teny malagasy. Na izany aza, miatrika olana maro izy io. Saingy toa nanjary saro-tadiavina ny vahaolana… Na, mety hisy ihany fa takona amin-javatra hafa? Tsy marisika hitandro ny hasin’ny teny malagasy intsony ny Malagasy? Volana na vôlana na teny. Iray ihany ireo. Tsy mba voakolokolo izy io fa […]




