Efa tsinjotsinjo ihany… Omaly kosa vao nanao fanambarana ofisialy ny tarika Rebika, fa nijanona any ivelany i Tonton Pà, ary tsy mpikambana ao intsony. Samy hanana ny lalany ny roa tonta. «Izahay tarika Rebika dia maneho fialan-tsiny tamin’ ireo resabe izay nampisavorovoro ny sain’ny mpankafy ny momba an-dRakoto Patrick (Tonton […]
Auteur/autrice : Adnews
VAOVAO TAMBATRA
Mihamafy ny delestazy eto an-dRenivohitra, izay maharitra adiny telo, ary indroa miatoana. Misy ny tapaka vao maraina amin’ny 5 ora hatramin’ny 8 ora, ary misy ny tapaka amin’ny hariva amin’ny 5 ora hatramin’ny 8 ora alina. Misy koa ny fahatapahana amin’ny alina. Heverina fa mbola hihamafy ny delestazy satria tonga […]
Mpanjono ao Melaky : Nanolotra fotodrafitrasa vaovao ny minisitera
Manankarena amin’ny resaka hazandrano tokoa ny faritra Melaky, indrindra any amin’ny distrikan’i Maintirano sy Antsalova. Mba hanohanana ireo mpanjono madinika sy hampakarana ny fari-piainan’izy ireo, natolotry ny minisiteran’ny Jono sy ny toekarena manga (MPEB), izay tarihan’ny minisitra Mahatante Paubert, ny fotodrafitrasa lehibe ahafahana mitahiry sy manatsara ny fitantanana ny vokatra. […]
Matin’ny sitrany ahay!
Miseholany, tsy misy fiafarany ny lozam-pifamoivoizana etsy sy eroa. Tampoka sy tsy mampilaza fa indray mipi-maso dia any anaty hantsana. Ny maratra maratra, ny miady aina miady aina, ny maty moa dia any Ambondrombe avy hatrany. Tsy misy fampilazana, na antony bitika aza dia mampiditrandro. Mila fitandremana sy fiambenana […]
Base Toliara : Madiva hifarana ny fanamboarana fotodrafitrasa sosialy
Mitohy ny fampiasam-bola ataon’ny Base Toliara miompana amin’ny fanohanana ara-tsosialy ny mponina. Mandroso ny tetikasa ary azo tsapain-tanana ny zava-bita. Anisan’izany ny fanarenana ny EPP Ankilimalinike sy Benetse, distrika Toliara II. Vita hatrany amin’ny 80% ny asa, ankehitriny. Tratra ny fe-potoana napetraka satria hentitra ny fanatanterahana azy. Nilaza ny mpandrindra […]




