Mitombo hatrany ny Faritra arovana an-dranomasina (AMP) arovana sy tantanina eto Madagasikara. Ho tratra tsy ho ela ny tanjona 2,4 tapitrisa ha natao fanamby tany Sydney. Dingana lehibe! Natao sonia, omaly, ny fifanarahana ho fanitarana sy fananganana Faritra an-dranomasina (AMP) eto Madagasikara, mitotaly 1,5 tapitrisa hekitara, ao anatin’ny tetikasa GEF6-AMP. […]
Auteur/autrice : Adnews
TARATRY ny KANTO
Lany sahady ny tapakilan’ny AmbondronA! Nanao fanambarana ny tarika, omaly, fa efa tsy misy amidy intsony ny tapakila rehetra, ho an’ny seho faharoa ny alahady 21 septambra. Mbola misy vitsivitsy kosa ho an’ny seho voalohany ny zoma 19 septambra, saingy hisy fandaminana vaovao amin’ny fanjifana izany. Mahakasika ny seho indroa […]
Miray lalana ny fanabeazana sy ny kanto: Manohy ny seho eto an-toerana i Zook Davids
Taorian’ny diany tany ivelany. Manohy ny fampisehoana eto an-tanindrazana i Zook Davids. Anio, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany, ao amin’ny FJKM Hebrona Anosizato izy sy ireo mpiray sehatra aminy. Tsy ho ela, hitodidoha ho an’ny Mahajanga indray ny tarika. Ankoatra ny maha seho sy hira evanjelika. Mampiavaka ny fampisehoana […]
Sehatra bagasy : Hisy ny atrikefa bagasy hira voafantina
Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoanan’ny Sehatra Bagasy volana septambra ny «Atrikefa bagasy hira voafantina». Hetsika hotontosaina ny sabotsy 6 septambra izao, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany ka hatramin’ny 5 ora sy sasany tolakandro, ao amin’ny efitrano malalaka Aro Antsahavola. Fampisehoana sy fifanakalozana hanentanana ny mpikambana ao amin’ny Sehatra Bagasy sy […]
Fanabeazana sy fampianarana : Mbola lavitra ny « maha Malagasy »
Hiatrika ny taom-pianarana vaovao ny mpianatra. Amin’ny ankapobeny, tsy hisy loatra ny fiovana… Ny fanabeazana, indray iainana isan’andro. Miankina bebe kokoa amin’ny zava-misy isan-tsehatra. Ireo rehetra ireo, azo itarafana ny maha Malagasy…Ho hita ve ? Tontolo roa mifampiankina, mifamatotra, mifameno ny fanabeazana sy ny fampianarana. Iray amin’ireo lasitra hamolavolana ny […]




